Serasera Vaovao Mahafaly

Serasera Vaovao Mahafaly Natao hitoriana ny Filazantsara sy hanaovana mpianatra. Page pour annoncer la Bonne Nouvelle et pour faire des disciples

Finaritra. Ity ny video 2 ny amin'ny Developpement Personnel
07/05/2026

Finaritra. Ity ny video 2 ny amin'ny Developpement Personnel

Ny New Age sy ny DMT (Déiste Moraliste Thérapeutique) no fototra niandohan'ny devpers ary izany no anisany nampalaza haingana be azy! Ahoana izany?

Finaritra. Ity ny video manaraka mikasika ny developpement personnel (4)
07/05/2026

Finaritra. Ity ny video manaraka mikasika ny developpement personnel (4)

Misy ny atao hoe développement personnel dia misy ny atao hoe développement personnel. Natao hitombo sy hivelatra ihany koa ny kristiana, ny maty ihany no ts...

Finaritra,Ity ny tohin'ny fampianarana: "Developpement personnel" ataon'ny Gasy mmb
15/04/2026

Finaritra,
Ity ny tohin'ny fampianarana: "Developpement personnel" ataon'ny Gasy mmb

Noharian'Andriamanitra hiankina aminy ny olombelona! Fa noho ny fitiavan'i Adama sy Eva handeha amin'ny herin'ny tenany, hitovy amin'Andriamanitra ary nihevi...

Finaritra. Fifaliana ho an'ny Serasera Vaovao Mahafaly indray ny manolotra ho anareo ny video "Developpement Personnel 1...
04/03/2026

Finaritra. Fifaliana ho an'ny Serasera Vaovao Mahafaly indray ny manolotra ho anareo ny video "Developpement Personnel 1. Inona izany" lien:

Hojerentsika ato ny famaritana ny atao hoe Dévpers ary hojerijerentsika mihitsy ny fanaovana azy! Tsy mety ny manakiana avy hatrany kanefa tsy fantatrao akor...

Finaritra. Ity ny video mirakitra ny fampianarana "Tanora miatrika ny ho avy" tamin'ny Mbola Tanora tao amin'ny Radio Va...
25/02/2026

Finaritra. Ity ny video mirakitra ny fampianarana "Tanora miatrika ny ho avy" tamin'ny Mbola Tanora tao amin'ny Radio Vaovao Mahasoa.

Inona any ny zavatra ilain'ny tanora raha te hanana ho avy mamiratra mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra izy?

17/01/2026

Unlock your child's potential with our Free Educational Learning Pack - Module 3: Moses, featuring over 200 pages of STEAM activities, Bible studies, and interactive tasks. Designed for pre-schoolers, this comprehensive module blends educational excellence with scriptural insights, promoting curiosi...

17/04/2025

Hanampy anao ahafantatra bebe kokoa an'ANDRIAMANITRA ity video ity hoe : IZA ANDRIAMANITRA ?

Araho ny pejy ary zarao amin'ny namana

15/04/2025
09/04/2025

Inona no avalinao raha ianao no anontaniana hoe: Tena Tenin'Andriamanitra ve ny Baiboly?
Hanampy anao ity video ity
Zarao amin'ny namana rehetra

09/02/2024

Finaritra. Ity ny video : " Fantatrao ve io Baiboly io? " nataon'i Pst Faly Rapanoelina avy ao amin'ny Gasy mahay mamaky Baiboly GMMB ho an'ny Mbola Tanora nanomboka tamin'ny 12 janoary 2024

Address

Ankadivato
Antananarivo

Telephone

+261344788711

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Serasera Vaovao Mahafaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Serasera Vaovao Mahafaly:

Share