Lalana Masaka Hatry Ny Ela -Jeremia 06:16

Lalana Masaka Hatry Ny Ela -Jeremia 06:16 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lalana Masaka Hatry Ny Ela -Jeremia 06:16, Evangelical church, Antananarivo.

11/02/2024

💒 Fiangonana Jesosy Mamonjy 67 HA
🤝 Faly manasa anao handray fahasoavan'Andriamanitra. 🤝

Tongava soa daholo tompoko 😊.

11/02/2024

… ary ny anarany hataonao hoe ; fa Izy no ny olony ho amin'ny .

Matio 1:21

Miarahaba 👋 antsika rehetra eto @ pejy, ary Miarahaba antsika ihany koa notahian' Andriamanitra nahatratra izao taona 20...
26/01/2024

Miarahaba 👋 antsika rehetra eto @ pejy, ary Miarahaba antsika ihany koa notahian' Andriamanitra nahatratra izao taona 2024 izao 🥳🎉🎊.
Etoana dia ambara amintsika fa noho ny "piratage" izay nisy tao @ pejy Ny Fahamarinana dia @ ity pejy vaovao "Lalamasaka Hatry ny Ela" ity indray no hisy ny fandaharana mivantana miainga avy eto @ FIANGONANA JESOSY MAMONJY 67HA, izay natao tao @ ny Pejy "Ny Fahamarinana", mandrapahitana vahaolana.
Manasa antsika hanasa ireo namana, fianakavina sy ny manodidina noho izany hi- s'abonner sy hanaraka ny fandaharana rehetra izay ho alefa eto.

Ho amintsika tsirairay avy anie ny Fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompo. Amena.

.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lalana Masaka Hatry Ny Ela -Jeremia 06:16 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share