JEFA - Jesosy Fahamarinana

JEFA - Jesosy Fahamarinana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from JEFA - Jesosy Fahamarinana, Church, Antananarivo.

FIANGONANA JEFA
Jaona 14:6
“ Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana ; Tsy misy olona makany amin’ny Ray afa tsy amin’ny alalako”

Évangélique - Prophétique - Apostolique - Charismatique

26/08/2026
Ny tahotra no fahavalo ny finoana Aza matahotra, momba anao ny Tompo !Amen 🙏
22/08/2026

Ny tahotra no fahavalo ny finoana
Aza matahotra, momba anao ny Tompo !
Amen 🙏

Na inona na inona vitanao sy lasanao? Afaka hanadio anao indray Andriamanitra androany raha manaiky ianao, ho lalana vao...
16/08/2026

Na inona na inona vitanao sy lasanao? Afaka hanadio anao indray Andriamanitra androany raha manaiky ianao, ho lalana vaovao sy fiainana vaovao indray no hizoranao.
Amen?

Miambena , mitandrema .
14/08/2026

Miambena , mitandrema .

Ny tsara rehetra izay vitanao dia tsy misy very fa voasoratra avokoa koa aza reraka na kivy fa tohizo hatrany satria lal...
11/08/2026

Ny tsara rehetra izay vitanao dia tsy misy very fa voasoratra avokoa koa aza reraka na kivy fa tohizo hatrany satria lalana makany amin’ny fandresenao izany.

Ianao ilay nohamarinin’i Jesosy Kristy !Amen 🙏
05/08/2026

Ianao ilay nohamarinin’i Jesosy Kristy !
Amen 🙏

Andriamanitra irery ihany no fiarovana tsara sady azo antoka indrindra ho anao !Amen 🙏
03/08/2026

Andriamanitra irery ihany no fiarovana tsara sady azo antoka indrindra ho anao !
Amen 🙏

03/08/2026

JESOSY, MILA NY HERINAO AHO.
JESOSY, MILA ANAO NY FIAINAKO.
JE.FA NANISANA.

Address

Antananarivo

Telephone

+261330331811

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JEFA - Jesosy Fahamarinana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to JEFA - Jesosy Fahamarinana:

Shortcuts

Share

Category