Fiangonan'ny Ampakarina "FnA"

Fiangonan'ny Ampakarina "FnA" Apok 21-9 "... Avia ety dia asehoko anao ny Ampakarina ..." FIANGONAN'NY AMPAKARINA
House of signs and wonders.

Teaching & Training center
Kingdom of Love. Ny "Fiangonan'ny Ampakarina" dia nihorina tamin'ny alalan'ny iraka manokana izay nomen'ny Tompo ny mpanompony Pst Nicolas Rajemison. Ny tanjona voalohany sy goavana himasoan'ny iraka dia ny "fanomanana ny olona sy ny fiangonana ny amin'ilay andro fampakarana lehibe dia ny fampakaram-badin'ny zanak'ondry" araka ny voalazan'ny baiboly ao am

in'ny Efesiana 5-27 manao hoe "mba horaisiny ho an'ny tenany izany ho fiangonana malaza tsy misy pentimpentina,na fikentronana,na izay toy izany,fa mba ho masina sady: tsy misy tsiny izy." Izany hoe raha lazaina amin'n teny fohy dia manomana ny olona sy ny fiangonana ho amin'ny fihavian'i Jesosy sy manoro azy ireo ny lalan-danitra. Izany indrindra no anton'ny anarana nomena ny iraka hoe "Ny Ampakarina"
Manentana sy manofana ny olona sy ny fiangonana mba ho tonga tena fofom-badin'i Kristy marina ary ho Ampakarina amin'ny andro hiavian'i Jesosy . Mampianatra sy mitaiza ny olona amin'ny fampianaran'ny baiboly ny Iraka ary Mino sy mampianatra ireo fahamarinana rehetra lazain'ny Soratra Masina. Mifototra amin'ny vavaka sy ny tenin'Andrimanitra ny fanompoana ao ary ny mpikambana rehetra dia tezaina mba ho olom-bavaka sy ho tia tenin'Andriamanitra.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonan'ny Ampakarina "FnA" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share