Arsiva Foibe FLM

Arsiva Foibe FLM "MIRAKITRA HO TANTARA"

"Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin'ny Tompo hatramin'izao. Eny, hoy ny Fanahy, fa hitsahatra amin'izay nisasarany ...
04/08/2026

"Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin'ny Tompo hatramin'izao. Eny, hoy ny Fanahy, fa hitsahatra amin'izay nisasarany izy; fa ny asany manaraka azy."
Apokalypsy 14:13

Ny Arsiva FLM sy ny mpiara-miasa rehetra dia mirary fiononana feno ho an'ny vady aman-janaka sy fianakaviana noho ny fandaozana an'i Dada RAZAKA Oliva.

Jesosy hampionona sy hampahery.

๐Ÿ“‚๐Ÿ“š "๐— ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ž๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—›๐—ข ๐—ง๐—”๐—ก๐—ง๐—”๐—ฅ๐—”" ๐Ÿ“š ๐Ÿ“‚๐Ÿ—“ ๐Ÿฌ๐Ÿต ๐—๐—ข๐—ก๐—”๐Ÿ“Œ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—”๐—ฟ๐˜€๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎโœจ๏ธAmin'izao andro lehibe ho an'ny Arsiva i...
09/06/2026

๐Ÿ“‚๐Ÿ“š "๐— ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ž๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—›๐—ข ๐—ง๐—”๐—ก๐—ง๐—”๐—ฅ๐—”" ๐Ÿ“š ๐Ÿ“‚

๐Ÿ—“ ๐Ÿฌ๐Ÿต ๐—๐—ข๐—ก๐—”
๐Ÿ“Œ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—”๐—ฟ๐˜€๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ

โœจ๏ธAmin'izao andro lehibe ho an'ny Arsiva izao dia ranty ampahany aminโ€™ny alalanโ€™ireo dika soratry ny Baiboly protestanta teto Madagasikara voalohany taminโ€™ny taona 1830 ary natonta fanindroany tamin'ny taona 1835 no zaraina amintsika.

โœ’๏ธ Adika manokana eto ny SALAMO 23

๐Ÿ…ข๐Ÿ…๐Ÿ…›๐Ÿ…๐Ÿ…œ๐Ÿ…ž ๐Ÿ…ง๐Ÿ…ง๐Ÿ…˜๐Ÿ…˜๐Ÿ…˜
Fihirany, Davidra

NY Jehovah no mpiandry ahy; izaho tsy hila.
๐Ÿฎ Izy mampandry ahy amy ny ahimaitso; izy mitarikia ahy anilany ny rano misononoka.
๐Ÿฏ Izy mamerina ny fanahy ko: izy mitarikia ahy amy ny lalany fahamarinana no ho ny anara'ny.
๐Ÿฐ Eny, na mandeha hamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, tsy 'mba hatahotra ny ratsy aho: fa hianao amy ko; ny tsorakazo nao sy ny tehi'nao, izy no mahafaly ahy.
๐Ÿฑ Hianao mamboatra latabatra eo anatreha'ko, eo imaso ny ny fahavaloko: hianao manoso-tsolikia ny lohako; ny kapoa'ko mitafotafo.
๐Ÿฒ Ny fahatsarana sy ny fmindram-po hanaraka ahy tokoa amy ny andro hiaina'ko rehetra: ary izaho hitoetra mandrankariva ao an-trano ny Jehovah.

Altara vita amin'ny marbre ao amin'ny FLM Ihosy, Synodam-paritany Horombe
04/06/2026

Altara vita amin'ny marbre ao amin'ny FLM Ihosy, Synodam-paritany Horombe

04/06/2026

๐Ÿฌ๐Ÿต ๐—๐—ข๐—ก๐—”: ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ฆ๐—”๐— -๐—ฃ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—˜๐—ก๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ฉ๐—”

Ho fanamarihana izany fotoana izany dia hisy ny varavarana misokatra arahina velan-kevitra sy fampirantiana ny ๐ŸŽ๐Ÿ— ๐ฃ๐จ๐ง๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” eto aminโ€™ny ๐‘ญ๐’๐’Š๐’ƒ๐’†๐’'๐’๐’š ๐‘จ๐’“๐’Š๐’”๐’Š๐’—๐’‚๐’Ž-๐’‘๐’Š๐’“๐’†๐’๐’†๐’๐’‚, ๐‘ป๐’”๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ฬ€๐’๐’‚, amin'ny ๐Ÿ— ๐จ๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ซ๐š๐ข๐ง๐š ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ’ ๐จ๐ซ๐š ๐ก๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐š

๐€๐Š๐“๐€: ๐“๐€๐ƒ๐ˆ๐ƒ๐˜, ๐‘๐€๐‘๐ˆ๐๐˜, ๐™๐Ž, ๐๐˜ ๐‡๐Ž๐€๐•๐˜ no loha-hevitra, koa manasa ireo rehetra liana ny aminโ€™izany.

โš ๏ธ Tsy misy vidim-pidirana.

17/05/2026
17/05/2026

Address

Foibe FLM Isoraka
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Arsiva Foibe FLM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Arsiva Foibe FLM:

Shortcuts

Share