22/05/2026
Manao Repetition isika rapitso @ 9ora an, tongava daholo ny louange sy musicien rehetra
👉Groupe GMJ, tanora mpitory filazantsara, te hanao izay tsara sy mendrika ho valim-pitia nataon'i Jesosy.
Raha manana talenta enao na inona na inona tianao ampiasaina @ hoan'ny Tompo dia afaka miresaka aminay fa misokatra malalaka ny varavarana
Mila mpandihy koa
Afaka mandefa MP, afaka tsidihinao ato ny groupe hahitanao ny fanaonay @ fitoriana sy fivoriambavaka👇👇
https://www.facebook.com/MJrindratsiry
PEACE !