25/08/2026
✊🏻MANNDRESY BE(.....)
☑️. NY FIAKARANA (montée) dia MANETSIKA ny FAHITANA ( mi activer ny Vue)
🗣️. MIAKARA ATY , dia hasehoko anao …. APOK 4:1
☑️. Ny FIAKARANA ao @ Fanahy no la clé ho @ fahitana prophetique.
☑️. Tsy resaka hoe maniry hahita aloha, fa miezaka ny hiakatra REFY aram-panahy.
☑️. Arakarakiny hiakaranao no hampitombo ny fahatsaran’ ny fahitanao.
☑️. Ny TANY manana ny fahitany ,ary ny LANITRA manana ny azy ihany koa !
💥 Na samy mijery zavatra iray aza ireo dia tsy hitovy mandrakizay ny fomba fahitany. Satria resaka AAVO le raha .
JAONA 4:35a « hoy hianareo hoe mbola misy efa bolana vao Tonga ny fijinjana ! Fa hatopazy ny masonareo ( levez les yeux ) fa efa masaka ny ho jinjaina »
☑️. Ny tany dia mahita fa mbola misy efa bolana! Fa ny lanitra mahita hoe: efa masaka !
Raha mbola ahavo (altitude) fijerin’ ny tany no hijerevanao dia ho manta foana ny zavatra tazanao
🥵. Ny exercice sarotra indrindra dia tsy ny MAHITA fa ny AHOANA NO HIAKARANA ???
📍 Ny teknolojia aram-panahy ahafahana mahita tsara dia miafina ao anaty :
📖Famakiana baiboly,
🤔Fandinihina ny Tenin'ATRA (meditation),
🙏🏻Fiainam- bavaka,
👨🏻🏫Fiainam- pahamasinana,
💟Fahadiovam -po,
🤏🏻Discipline sexuelle,
⛔Tsy manahaka an’ izao tontolo izao …
👉🏻 HANAVAKA ANAO JESOSY