13/06/2026
𝐍𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐢𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐧'𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚
Tanteraka Randrianjoary.
𝐓𝐞𝐧𝐬𝐢𝐨𝐧 :
𝐎𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚 : mikapoka be, manome anarana maro samy hafa ilay zaza
𝐎𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐝𝐞𝐫𝐢𝐧𝐚 : Toa lasa sampy kely ilay zanaka.
Det 6. 4-8; 20-23.
1🤱🏼 Ho antsika Ray aman-dreny sy Andriamanitra
𝐌𝐢𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐤𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐚𝐧𝐠𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐧𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐳𝐲.
✅4-6 : Fahalalantsika Ray aman-dreny manokana an'i Jesosy
✅20-23 : Manomboka amin'ny hoe inona no efa nataon'Andriamanitra tamintsika, fa tsy amin'ny hoe inona no ataontsika ho an'ny zanantsika.
‼️Miteraka fiatsaram-belatsihy ny fampitsimbadihana an'ireo.
𝑨𝒗𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒇𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒐𝒏𝒋𝒆𝒏'𝒊 𝑲𝒓𝒊𝒔𝒕𝒚 𝒏𝒐 𝒉𝒊𝒋𝒆𝒓𝒆𝒗𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒕𝒐𝒌𝒐𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒕𝒂𝒐𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂. 𝑯𝒂𝒏𝒚 𝒌𝒂 𝒏𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒉𝒂𝒊𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒉𝒐𝒆 𝒊𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒕𝒐𝒌𝒐𝒏𝒚 𝒂𝒕𝒂𝒐, 𝒅𝒊𝒂 𝒇𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒉𝒐𝒆 𝒊𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒎𝒂𝒓𝒊𝒏𝒂.
𝟐.🤱🏼 𝐇𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐑𝐚𝐲 𝐚𝐦𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐞𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚.
✅7-8 : Ampianaro ny Tenin'Andriamanitra ny zaza.
Tena faka miaina ny finoany an'i Jesosy amin'ny fahatsorany ny zaza, tsy voatery arak'izay fihevintsika.
✅Noho izany, mila raisina matotra ny fitaizana.
Dt 21.18 -21 : Miteraka fahatezeran'Andriamanitra ho an'ny zanantsika ny fahotany ( Cf. Jesosy ihany koa, nombohana teny ivelan'ny tanàna).
📍 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐢𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 ( Aspect formel.) : Famaizana, fiarahana mamaky baiboly, fampanaovana tsianjery, sns.
📍𝐅𝐢𝐭𝐚𝐢𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 : fifampiresahana
Jaela Randrianjoary : 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐢𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 ( Aspect informel.)
Andao avotana ny fotoana tsy niarahantsika tamin'ny zanantsika. Mifampiresaka amin'izy ireo: mihaino sy mifanakalo hevitra aminy.
❓ Ahoana ny fomba hiresahana ilay tenin'Andriamanitra ❓
Dt 6.7-8 :
👉🏼Miresaka ny Tenin''Andriamanitra aminy.
👉🏼 Miresaka de "tout et de rien", fa fehezina sy sitonina avy amin'ny lalàn'Andriamanitra foana ihany.
"𝗔𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗻𝗼𝗮𝗻𝗮, 𝗳𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘇𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗻𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗲𝗳𝗮 𝗻𝗼 𝗹𝗼𝘃𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮, 𝗳𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗼𝗮𝘁𝗿𝗮"