07/09/2026
Salama oo
🌵 FIVORIAMBE SKOADIO🌵
Ilazana isika skoa-fiv rehetra fa ho Tonga ny fotoana izay hanaovantsika ny Fivoriambe koa Dia entanina Isika rehetra
👉Araky ny mahazatra dia hanaovantsika Tatitra avy amin'ny Birao Skoadio sy avy amin'ireo Skoa- fiv, fa saingy hiampy izany amin'ity Taona ity satria dia hiatrika fifidianana ireo Birao skoadio vaovao Isika
👉Ndao Ary omeo lanja ny safidin'se
Aoka hifampilaza