TAT'S FOOD

02/01/2026

Bonne et heureuse année à tous🙏, pour le passage de l'année 2026 qui je l'espère sera pleine de rebondissements 🎉🎉🎉🥳😘🙏

Alefa ndray ary fa fety ny andro e!🥳😉
04/12/2025

Alefa ndray ary fa fety ny andro e!🥳😉

Efa fantatrao ve hoe inona avy ny service misy ato aminay?👉Menu au choix : à servi, semi-buffet, grand buffet👉Afaka mi s...
16/10/2025

Efa fantatrao ve hoe inona avy ny service misy ato aminay?

👉Menu au choix : à servi, semi-buffet, grand buffet
👉Afaka mi se déplacé izahay na ao an trano ihany aza ianao no te hisakafo
👉Manao main d'oeuvre fotsiny ihany koa ary afaka manampy amin'ny devis
👉Service bar
👉Décoration

Koa aza misalasala ary miantso raha mbola misy fanontaniana fa vonona hanome ny tsara foana izahay

☎️0349303110/0331111028/0327431882

Félicitations Rado & Princia 😘 😘 mirary tokan-trano sambatra ary tahin'ny TOMPO mandrakariva 🙏🙏
24/08/2025

Félicitations Rado & Princia 😘 😘 mirary tokan-trano sambatra ary tahin'ny TOMPO mandrakariva 🙏🙏

Manasa ô!😉😀
26/07/2025

Manasa ô!😉😀

Mankasitraka hatrany ny mpanjifa fa na dia J-1 ary ny commande dia noezahanay natao foana arak'izay vita ary am-pitiavan...
31/05/2025

Mankasitraka hatrany ny mpanjifa fa na dia J-1 ary ny commande dia noezahanay natao foana arak'izay vita ary am-pitiavana be

Bonne fête à toutes les mamans🥰😘
25/05/2025

Bonne fête à toutes les mamans🥰😘

Prestation du 26Avril: Menu à 3 services Mankasitraka ny Espace Orimbato ary mankasitraka ihany koa ny équipe rehetra☎️0...
28/04/2025

Prestation du 26Avril: Menu à 3 services

Mankasitraka ny Espace Orimbato ary mankasitraka ihany koa ny équipe rehetra

☎️0349303110/0331111028/0327431882

Atelier,.. cocktails 🤤🤤
15/04/2025

Atelier,.. cocktails 🤤🤤

Prestation du 07Avril 2025Au PBZTMankasitraka ny Team GUARDEN nisafidy anay ary mankasitraka ny équipe rehetra ihany koa...
11/04/2025

Prestation du 07Avril 2025
Au PBZT

Mankasitraka ny Team GUARDEN nisafidy anay ary mankasitraka ny équipe rehetra ihany koa tamin'ny fanatontosana ny asa

Vonona ny hanome ny tsara indrindra hatrany foana izahay équipe TAT'S FOODKoa aza misalasala miantso na mandefa MP raha ...
02/04/2025

Vonona ny hanome ny tsara indrindra hatrany foana izahay équipe TAT'S FOOD

Koa aza misalasala miantso na mandefa MP raha mahaliana anao ny service nay an

Na J-2 ary ny événements nao ka disponible izahay dia raikitra foana io an

☎️034 93 031 10/033 11 110 28/032 74 318 82

Address

Antananarivo

Telephone

+261349303110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TAT'S FOOD posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to TAT'S FOOD:

Share