Feon'i Kristy

Feon'i Kristy Nirahin'ny Tompo hitory teny soa mahafaly amin'ny malahelo Aho ary hilaza fahafahana amin'ny mpifatotra Que tout ce qui respire loue L’ÉTERNEL ! Psaume 150:6.

Louez L’ÉTERNEL !

Papa François - Papa des pauvres - Merci pour tous
21/04/2025

Papa François - Papa des pauvres - Merci pour tous

30/10/2024

Te hi-teny aminao
za hoe:
Efa akaiky ny Krismasy

20/04/2024

ALAHADY FAHA-4 – Taona B
fankalazana ny Paka

I JESOA, MPIANDRY ONDRY TSARA

Sal. 32, 5-6

Ny hatsaram-pon’ny Tompo dia manerana ny tany; ny lanitra no vita, dia ny tenin’ny Tompo. Aleloia!

Salama, ito aloha ny hafatra ANTSIKA androany👉TE HANOVO FAHENDRENA ?? 😊Mianara ny ataon'ireo efa hendry😊Mazotoa mikaroka...
04/04/2024

Salama, ito aloha ny hafatra ANTSIKA androany

👉TE HANOVO FAHENDRENA ??
😊Mianara ny ataon'ireo efa hendry
😊Mazotoa mikaroka
😊Mitadiava olona ho alaina tahaka sy afaka mampianatra
😊Fantaro ny tenanao
😊Aza mitsahatra ny mianatra
👉TE HO TAFITA ??
💌Farito ny dikany tafita aminao
💌Alaivo sary antsaina ny fiainanao tafita
💌Fantaro hoe mitodika makaiza ny fiainanao
💌Fantaro hoe te ho iza ianao
💌Mametraha tanjona
💌Mijereva lavitra
💌Manorena drafitra ho entina mamakivaky fiainana
💌Tanteraho ny nofinofy
👉TE HO LOHANY ??
🏵️Aza miady ny ho farany fa meteza ho mpitarika
🏵️Porofoy fa mahavita zavatra marina ianao
🏵️Mahaiza mizara
🏵️Meteza ho fitaratra sy modely na amin'ny sainina, na amin'ny atao sy ny tenenina
🏵️Manana rafitsaina mihabo
👉TE HIVELATRA AMIN'NY HAFA ??
🎀Mianara mitia
🎀Midira anaty fikambanana na vondrona
🎀Ampiasao @ tsara ny tambazotran-tserasera
🎀Aza miavona
🎀Tiavo ny manodidina

Merci

03/03/2024

Fa tsy mety tsampantsika oe isika izay efa nanolatena nge ka efa zanan'Andriamanitra eee
Izany hoe Andriamanitra isika....

Andao ary hiaraka hivavaka

03/10/2023

Mamela (Flash Mob) _ Go'Spell
Fiadanana eh 👋
✨Fiainana kelinay tao amin'ny Score Bazar Be✨
Iza no naharaka ? 😎😉
2 Timoty 4:2
"Mitoria ny teny, mazotoa, na amin'ny fotoana, na tsy amin'ny fotoana, mandrese lahatra, mamporisiha, mananara mafy amin'ny fahari-po sy ny fampianarana rehetra."
❗Eny, afaka mitory n'aiza n'aiza, amin'y fotoana rehatra❗

11/08/2023

"Tefeo ny foko"
Karmela cover clip officiel
- KTLM PARIS -

18/06/2023

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261 34 15 072 35

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feon'i Kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Feon'i Kristy:

Share