Anjomara Fifohazana FJKM Andohatapenaka - Ofisialy

Anjomara Fifohazana FJKM Andohatapenaka - Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Anjomara Fifohazana FJKM Andohatapenaka - Ofisialy, Church, Andohatapenaka, Antananarivo.

11/05/2026

Isaoranay Andriamanitra fa vita soa indray ny fitoriana natao ny sabotsy sy alahady lasa teo tany amin'ny FJKM Ambohibeloma.

Aza adino ny fotoanantsika ny 24 May 2026 ho avy izao❤️

Fiadanana ô!! 2 Timoty 1:7 "Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-ten...
05/05/2026

Fiadanana ô!!

2 Timoty 1:7
"Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena"

Finaritra o! Afaka 20 andro sahady ity ilay fotoanantsika raha sitrapon'ny Tompo😁Efa tena anatin'ny fanomanana tanteraka...
04/05/2026

Finaritra o!

Afaka 20 andro sahady ity ilay fotoanantsika raha sitrapon'ny Tompo😁

Efa tena anatin'ny fanomanana tanteraka izahay hanomezana voninahitra an'Andriamanitra sy hanomezana fahafaham-po hoanareo❤️

Manasa anareo hanjifa ny tapakila ary ho fanohanana ny asan'Andriamanitra ee!!

✨ ANTSA PENTEKÔSTA 2026 ✨Faly indray izahay Anjomara Fifohazana  eto amin'ny FJKM Andohatapenaka Fifankatiavana manasa a...
02/05/2026

✨ ANTSA PENTEKÔSTA 2026 ✨

Faly indray izahay Anjomara Fifohazana eto amin'ny FJKM Andohatapenaka Fifankatiavana manasa anareo rehetra hanatrika ny “Antsa Pentekôsta” izay hotanterahina ny 24 May 2026 ho avy izao.

🎶 Ndao hiaraka hidera sy hanome voninahitra an’Andriamanitra fa mendrika Azy tokoa izany.

📖 Raiketo dieny izao ao anaty diarinao ary izany fotoana izany

👉 *Tongava maro… ary taomy ny namana!

22/03/2026

Isaorana ny Tompo fa vita ny anjara fitorianay anio tany FJKM Ambohinaorina.

🎄 **KRISMASY FIDERANA** 🎶Ny **FJKM Andohatapenaka Fifankatiavana**(Sampana Fifohazana – Anjomara Fifohazana)dia manasa a...
15/12/2025

🎄 **KRISMASY FIDERANA** 🎶

Ny **FJKM Andohatapenaka Fifankatiavana**
(Sampana Fifohazana – Anjomara Fifohazana)
dia manasa antsika rehetra hanatrika ny **Krismasy Fiderana**,
fankalazana sy fiderana an’Andriamanitra noho ny **nahaterahan’i Jesoa Kristy Mpamonjy**.

✨ Hisy:

* **Tantara**
* **Hira fiderana**
* **Dihy mirindra**

📖 *“Fa teraka ho anareo anio ao amin’ny tanànan’i Davida ny Mpamonjy, dia Kristy Tompo.”*
(Lioka 2:11)

🕕 **06 ora hariva**
📅 **Alarobia 17 Desambra**

👉 Tongava maro, ento ny fianakaviana sy ny namana,
fa fotoana iray **hiombonana amin’ny fiderana, fifaliana ary fanantenana** ny Krismasy.

Address

Andohatapenaka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anjomara Fifohazana FJKM Andohatapenaka - Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category