24/12/2023
Te hijoro vavolombelona aho fa Velona Jesosy ary tena miaraka amintsika ao am-pontsika Izy rehefa tena mitady Azy isika. 💜
🌟 Mahaiza manokatra ny fontsika hitady Azy. Fa ho asehony antsika ny voninahiny.
🌟Tsy mila tonga lafatra ianao na parfait vao afaka manantona Azy fa ianao @ maha ianao anao no ilainy manantona Azy @ fo sy fitiavana te ahita Azy
🌟 Ho gaga ianao fa na @ zavatra faran'izay bitika aza dia toy ny misy zava mahagaga asehony anao foana.
Tena velona ny Jesosy hivavahantsika. Jesosy be fitiavana sy famindram-po @ izay rehetra tia Azy. 🥰
Hitahy Anao manokana anie Jesosy