06/08/2026
✨️Rehefa te hanao zavatra eo amin'ny fiainanao Andriamanitra dia tsy maintsy amin'ny alalan'ny Fanahy Masina.
✨ Izany no antony ilanao ny Fanahy Masina eo amin’ny fiainanao anio. Raha manana ny Fanahy Masina ianao ary mamela Azy hifehy ny fiainanao, na inona na inona toe-javatra misy anao dia hamboariny ho tombontsoanao izany.
✨Izy no Hahatonga zava-baovao hitranga eo amin’ny fiainanao, fianakavianao, ny orinasanao, ny fanompoanao.
Ny Fanahy Masina no tombotsoa anao.
📖✨️Ny Fanahy Masina, hoy ny Baiboly, Ilay nampisy fahatsarana / nandravaka ny lanitra (Joba 26:13).
✨💫Koa manasa anao izahay ho@ fotoam-bavaka miavaka ny Alahady izao ato Embassy Ambohibao. LOHA-HEVITRA NY FITATERAN'NY FANAHY MASINA /TRANSPORT DU SAINT-ESPRIT.
✨Avelao ny Fanahy Masina hitondra fahatsarana eo amin'ny fiainanao...
#
#
#