Teny Velona Manova Fiainana-GROUPE BA

Teny Velona Manova Fiainana-GROUPE BA Fiangonana Teny Velona Manova Fiainana
Groupe Ba

Hitahy anao anie JesosyNy tanany hiaro anaoKa n'inona n'inona manjoaHitahy anao anie JesosyAmen❤️❤️Mirary herinandro sam...
17/08/2026

Hitahy anao anie Jesosy
Ny tanany hiaro anao
Ka n'inona n'inona manjoa
Hitahy anao anie Jesosy

Amen❤️❤️

Mirary herinandro sambatra ho anao sy ny ankohonanao


🅰️ZA 🅰️DINO TY FOTOANA 🅰️NIO ITY 🅰️N!  🗣️Itaosy ô!⛪ Fiangonana TVMF Itaosy hopitaly (Ao ambadiky ny Commune  Ambavahady ...
15/08/2026

🅰️ZA 🅰️DINO TY FOTOANA 🅰️NIO ITY 🅰️N! 🗣️Itaosy ô!
⛪ Fiangonana TVMF Itaosy hopitaly (Ao ambadiky ny Commune Ambavahady tokana)
🕑 Manomboka amin'ny 2 ora tsy diso.
Tsy misy ny vidim-pidirana. Tongava fa tia anao Jesosy❤️

Amin'ny ASABOTSY ho avy izao ity fotoana ity anAZA ADINO❤️AMBOARY DIENIZAO NY PROGRAMMEENTANO NY NAMANA😍😍HIARAKA HIDERA ...
12/08/2026

Amin'ny ASABOTSY ho avy izao ity fotoana ity an

AZA ADINO❤️
AMBOARY DIENIZAO NY PROGRAMME

ENTANO NY NAMANA😍😍

HIARAKA HIDERA ISIKA ❤️❤️❤️


HALLELOUIAAAAA❤️❤️VONINAHITRA HO ANILAY MIPETRAKA EO AMBONY SEZA FIHANDRIANANA👆👆👆👆Isaorana anTompo lehibe ny @✅Ouverture...
11/08/2026

HALLELOUIAAAAA❤️❤️
VONINAHITRA HO ANILAY MIPETRAKA EO AMBONY SEZA FIHANDRIANANA👆👆👆👆

Isaorana anTompo lehibe ny @
✅Ouverture officiel ny CLINIC BA ITAOSY
✅Fitsaboana maimaimpoana ny aretina rehetra
✅Fisafoana maimaimpoana
✅Circoncision à l'Americain maimaimpoana
✅Fizarana fanafody maimaimpoana

Isaorana ihany koa ireo Ekipa rehetra nahatontosa izany
❤️Fondatrice
❤️RH
❤️Gérant,Gérante
❤️Médecin
❤️Sage femme
❤️Infirmière
❤️Pharmacienne
❤️Accueille

Omena AZY IRERY IHANY NY VONINAHITRA❤️

Ireny rehetra ireny no Tontosa dia noho ny fanekenay sy Fitiavanay an'IZY TOMPO irery ihany❤️

bonjournée daholo isika rehetra❤️

SALAMO 133:1 **Endrey,Tsara sady mahafinaritra raha ny MPIRAHALAHY no Miara-monina**ROM 12:10 **MiFANKATIAVA araka ny fi...
07/08/2026

SALAMO 133:1 **Endrey,Tsara sady mahafinaritra raha ny MPIRAHALAHY no Miara-monina**

ROM 12:10 **MiFANKATIAVA araka ny fifankatiavan'ny Mpirahalahy;mitariha làlana @ Fifanomezam-boninahitra**

👉❤️TSARA ZALAHY NY MIFANKATIA EEE...

Hoy ny BAIBOLY: NY FITIAVANA MANARONA FAHOTANA MARO❤️

José Razafimamonjy
Nosa Festus
Jacobio Randriamiasamanana


TANORA VE IANAO???❤️EFA MANANA AN' I JESOSY???😍ITY MISY HAFATRA KELY HO ANAO:🌹RAISO JESOSY HO TOMPO SY MPAMONJY NY FIAIN...
04/08/2026

TANORA VE IANAO???❤️

EFA MANANA AN' I JESOSY???😍

ITY MISY HAFATRA KELY HO ANAO:

🌹RAISO JESOSY HO TOMPO SY MPAMONJY NY FIAINANAO🌹

ANDAO ANATEVIN-DAHARANA ANAY❤️❤️

AO @ LE MOINEAU AMBATOMARO NY FOTOANA ISAKY NY ALAHADY manomboka ary MISY FOTOANA MANOKANA HO AN'NY TANORA

AO IANAO MAHAY NY PROGRAMME REHETRA FA TONGA EE❤️❤️


03/08/2026

IZY IRERY NO TOMPO ❤️

Tsy misy izay tsy HAINY ATAO indrindra VOLANA AOUT ITY❤️

VOLAN'NY FANJAKAZAKANA


❤️ANDAO ANIE ISIKA HIRESAKA ZAVATRA MAHAFINARITRA KELY MOMBAN'ITY ZAZAKELY ITY E,❤️VAKIO HATR@ FARANY FA MAHATONGA SAINA...
29/07/2026

❤️ANDAO ANIE ISIKA HIRESAKA ZAVATRA MAHAFINARITRA KELY MOMBAN'ITY ZAZAKELY ITY E,❤️

VAKIO HATR@ FARANY FA MAHATONGA SAINA

👉IZY NO CHRISTELLE
Zazavavikely 4ans izy, Sekoly Alahady ato @ Fiangonana TVMF Ambatomaro
👉Zanaka Mpino Mpanao Décoration isaky ny Alahady maraina ato @ Fiangonana izy,
👉Rehefa Alahady maraina dia manampy ny Mamany manao décoration eo koa izy (irakirahina,asena manolotra zavatra izay ilain'ny mamany,izay zavatra vitany,sns...)
👉Rehefa anontaniana izy hoe manao inona ianao izany ry CHRISTELLE?
👉dia valiany hoe *MANAO DECORATION FIANGONANA AHO*😍😍❤️❤️❤️
✅Tena Hita eny @ Hendriny hoe FIÈRE izy manao asan'Andriamanitra,❤️
✅Fière izy manana ANDRAIKITRA ato @ Fiangonana na dia Kely aza ny zavatra mbola vitany.❤️

:
✅Mila manana andraikitra ao @ Fiangonana isika
✅Io andraikitrao io na everina fa kely aza dia maha FIÈRE an'Andriamanitra aminao
✅Soyer FIÈRE @ Andraikitrao
✅MIFALIA fa manana Andraikitra ianao ao @ Fiangonana

👉👉ANDAO ISIKA MBA HILAZA @ JESOSY FOANA HOE:
🌹 JESOSY O,FALY AHO FA NOMENAO ANDRAIKITRA
🌹JESOSY O,FALY AO FA AFAKA MIASA HO ANAO
🌹JESOSY O,HANAO NY ASANAO FOANA AHO


🌹NATAO IZAHO SY IANAO HANOMPO AN'ANDRIAMANITRA


❤️TENY KELY MAHATONGA SAINA❤️🌹NY RANO avy @ TENDROMBOHITRA dia MITSORORIKA MIDINA foana ka izay @ FARANY AMBANY no IANGO...
28/07/2026

❤️TENY KELY MAHATONGA SAINA❤️

🌹NY RANO avy @ TENDROMBOHITRA dia MITSORORIKA MIDINA foana ka izay @ FARANY AMBANY no IANGONANY🌹

:Isika MPIDERA,LOUANGE,MPANOMPON'ANDRIAMANITRA mila mipetraka toerana Ambany mba iangonan'ilay RANO
👉RANO=FAHASOAVANA
✅MILA MANETRY TENA ISIKA

Mirary tontolo andro feno Fiarovana ho anao😘❤️


❤️FAMPIANARANA FOHY❤️Ndao isika anie mba HIRESAKA kely momban'ny FINOANA E.Ny tena ahafantarana ny olona iray MANAMPINOA...
24/07/2026

❤️FAMPIANARANA FOHY❤️

Ndao isika anie mba HIRESAKA kely momban'ny FINOANA E.

Ny tena ahafantarana ny olona iray MANAMPINOANA dia izao:

👉MAMAFY VOA @ TANY MAINA ary MANANTENA fa HISY ORAMBE HANONDRAKA ILAY TANY NAMAFAZANA VOA ka dia HANIRY ilay VOA ary HAHAVOKATRA BE👈

Mba FANTATRAO VE??
❤️Olona MANAMPINOANA toy izany no Tediavin'ANDRIAMANITRA
❤️Olona MANANA FANANTENANA toa izany no Ilainy

:
🌹Mety manana VISION ianao zao
🌹Mety tsy sahy manomboka ianao
✅Atombony fotsiny dia ho itanao
✅Manàna Fahasahiana fotsiny dia ho itanao

#@
@



Address

Antananarivo

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00
Sunday 09:00 - 12:00

Telephone

0330300088

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Teny Velona Manova Fiainana-GROUPE BA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share