FJKM Ambohimanjaka Fiorenana

FJKM Ambohimanjaka Fiorenana Fampianarana, torinteny, sary sy vidéo, tantara, fandaharam-potoana, vaovaom-piangonana, fizarana sy famahana olana, cellule de prière, sns I Kor 15 : 58

Mofonaina Alarobia 26/08/26III Jaona 1-8Ny olona mahatoky :1) Mahazo fanambinana sy fahasalamana (and 1-2)2) Mifaly mand...
25/08/2026

Mofonaina Alarobia 26/08/26
III Jaona 1-8
Ny olona mahatoky :
1) Mahazo fanambinana sy fahasalamana (and 1-2)
2) Mifaly mandeha araka ny fahamarinana (and.3-4
3) Manao soa amin'ny mpiara-miasa (and.5-8)

25/08/2026
"Mahazoa fahendrena, mahazoa fahalalana" Oha. 4:5aTafika MasinaFanentanana ataon'ny Sekoly FJKM Ambohimanjaka - Toerana ...
25/08/2026

"Mahazoa fahendrena, mahazoa fahalalana" Oha. 4:5a
Tafika Masina
Fanentanana ataon'ny Sekoly FJKM Ambohimanjaka
- Toerana : Ambohibary, Ambohimanjaka
- Efa misokatra ny fisoratana anarana eto amin'ny Sekoly Akany Taom-pianarana 2026-2027
- Isaky ny Talata sy Zoma (8ora - 11 Ora)
- Tsy miova ny Droit sy ny Écolage
- Voka-panadinana tsara : CEPE 100% , BEPC 83 %
- Fidirana : Talata 08 Septambra 2026 @ 7ora sy 30mn

Mofonaina Talata 25/2026Nehemia 7:1-3NY MPINO MAHATOKY :1. Mahavita ny Asany tsara (and.1)2. Matahotra an'Andriamanitra ...
25/08/2026

Mofonaina Talata 25/2026
Nehemia 7:1-3
NY MPINO MAHATOKY :
1. Mahavita ny Asany tsara (and.1)
2. Matahotra an'Andriamanitra (and.2)
3. Miambina mandrakariva (and.3)

COLLEGE PRIVE FJKM AMBOHIMANJAKA (Akany)"Mahazoa fahendrena, mahazoa fahalalana" Oha. 4:5aTafika MasinaFanentanana ataon...
24/08/2026

COLLEGE PRIVE FJKM AMBOHIMANJAKA (Akany)
"Mahazoa fahendrena, mahazoa fahalalana" Oha. 4:5a
Tafika Masina
Fanentanana ataon'ny Sekoly
- Efa misokatra ny fisoratana anarana eto amin'ny Sekoly Akany Taom-pianarana 2026-2027
- Isaky ny Talata sy Zoma (8ora - 11 Ora) ny fisoratana anarana
- Tsy miova ny Droit sy ny Écolage
- Voka-panadinana tsara : 100% CEPE , BEPC 83 %
- Aza misalasala tongava misoratra anarana

Mampahery ny fianakaviana manontolo amin''ny anaran'i Jesoa Kristy Tompo. Ity solon'ny fampandrenesana ho amin'ny fianak...
24/08/2026

Mampahery ny fianakaviana manontolo amin''ny anaran'i Jesoa Kristy Tompo. Ity solon'ny fampandrenesana ho amin'ny fianakaviana izay tsy tratra antso.

Fiadanana ô! Mazotoa homana MAHATOKY AMIN' NY ASANY NY MPINO I Mpanjaka 2: 1-41.  Ary rehefa antomotra ny andro hahafate...
24/08/2026

Fiadanana ô! Mazotoa homana
MAHATOKY AMIN' NY ASANY NY MPINO

I Mpanjaka 2: 1-4

1. Ary rehefa antomotra ny andro hahafatesan'i Davida, dia nandidy an'i Solomona zananilahy izy hoe:
2. Izaho efa handeha amin'ny lalan-kalehan'ny tany rehetra; koa mahereza ianao, ary misehoa ho lehilahy.
3. Ary tandremo izay asain'i Jehovah Andriamanitrao hotandremana handehananao amin'ny lalany hitandremanao ny lalàny sy ny didiny sy ny fitsipiny ary ny teni-vavolombelony, araka ny voasoratra ao amin'ny lalan'i Mosesy, mba hataonao lavorary avokoa izay rehetra hataonao sy izay rehetra halehanao,
4. mba hanatanterahan'i Jehovah ny teny izay nilazany ahy hoe:
Raha ny taranakao hitandrina ny alehany ka handeha eo anatrehako amin'ny fahamarinana amin'ny fony rehetra sy amin'ny fanahiny rehetra (hoy Izy), dia tsy ho diso zanakalahy ho eo amin'ny seza fiandrianan'ny Isiraely ianao.
AMEN! 🙏

23/08/2026

Address

Fokotany Ambohimanjaka
Antananarivo
106

Telephone

+261346791946

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ambohimanjaka Fiorenana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FJKM Ambohimanjaka Fiorenana:

Shortcuts

Share