Rock Treasures of Aztec

Rock Treasures of Aztec God's plan is perfect all along

Dimanche 3 decembreFitoriana filazantsara niarahana tamin'ny vehivavy lehibe tsaraFIDERANA & FIANKOHOFANA🔥💗TENIN'ANDRIAM...
04/12/2023

Dimanche 3 decembre
Fitoriana filazantsara niarahana tamin'ny vehivavy lehibe tsara

FIDERANA & FIANKOHOFANA🔥💗
TENIN'ANDRIAMANITRA 📖🕊️

Ohabolana 15:13
Ny fo ravoravo mahamiramirana ny tarehy; Fa ny alahelon'ny fo mahareraka ny fanahy.

Voninahitra ho an'i Andriamanitra irery ihany 🔥

28/10/2023
Jaona 6:37b  ary izay manatona Ahy dia tsy mba holaviko mihitsy.Voninahitra ho an'i Jesosy Kristy Tompo irery ihany, fa ...
28/10/2023

Jaona 6:37b
ary izay manatona Ahy dia tsy mba holaviko mihitsy.

Voninahitra ho an'i Jesosy Kristy Tompo irery ihany, fa tanteraka ny fitoriana filazantsara teto amin'ny fiangonana ROCK CITY CHURCH OF MADAGASCAR AMPASIKA AVARATRA,

♦️ Manasa anao manokana ho avy Handray ny kasik'Andriamanitra sy ny heriNy manokana, izay afaka manova tanteraka ny tantaram-piainanao,
Satria JESOSY KRISTY DIA TSY MIOVA IZY,
Izay NataoNy tamin'ny lasa Dia mbola haiNy tanterahina eo amin'ny fiainanao

Fotoam-bavaka Alahady:
⚡9h ny maraina
⚡ 2h30 ny hariva

23/10/2023
Alahady 10 Septambra 2023-Fotoana niarahana t@ mpanompon'Andriamanitra Apôtre Haja Rafidison2 Korintiana 3:18[18]Fa isik...
13/09/2023

Alahady 10 Septambra 2023
-Fotoana niarahana t@ mpanompon'Andriamanitra Apôtre Haja Rafidison

2 Korintiana 3:18
[18]Fa isika rehetra kosa amin'ny tava tsy misarona dia mijery ny voninahitry ny Tompo toy ny amin'ny fitaratra, ka ovana hahazo izany endrika izany indrindra avy amin'ny voninahitra ka ho amin'ny voninahitra, toy ny avy amin'ny Tompo, dia ny Fanahy.

Dingana vaovao,Varavarana misokatra
11/08/2023

Dingana vaovao,Varavarana misokatra

11/08/2023

Fiadanana e! FANDAHARANA MANOKANA HAMELABELARANA NY HETSIKA FAHA 25 TAONA RCCM MADAGASIKARA, ZOMA 11/08/23 -14h RADIO RMK FM 102.4

Fotoana atokantsika hisaorana sy hiderana an'Andriamanitra io.Ndao hiaraka ho eo an-kianja isika rehetra e! Entano ny na...
02/08/2023

Fotoana atokantsika hisaorana sy hiderana an'Andriamanitra io.Ndao hiaraka ho eo an-kianja isika rehetra e! Entano ny namana,sy NY fianakaviana rehetra.
Hisy fivarotana sakafo any dia sady midera no misakafo.NDAO DAHOLO ARY E

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rock Treasures of Aztec posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share