28/12/2021
Mangataka vavaka avy amitsika VFL .Mila mifampivavaka aloha isika rehetra fa maro2 no tsy salama.
Miangavy antsika MBA hampahery an i Mme Simone fa vao namoy NY zanany lahimatoa vao izao izy .THJK