SLK FJKM Anosivavaka

SLK FJKM Anosivavaka « Hitory ny anaranao amin'ny rahalahiko aho; eo amin'ny fiangonana no hideràko Anao. » Salamo 22:

Isaoranay Ny Tompo fa tanteraka ny Isankeritaonanay SLK eto amin'ny FJKM Anosivavaka. Hoazy Jesoa Kristy Tompo irery ny ...
03/12/2021

Isaoranay Ny Tompo fa tanteraka ny Isankeritaonanay SLK eto amin'ny FJKM Anosivavaka. Hoazy Jesoa Kristy Tompo irery ny Voninahitra 😍🤩🥳😘

11/07/2021

Jehovah dia eo akaikin'izay rehetra miantso Azy, Dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.
Salamo 145 : 18

Manasa atsika, hiara-midera sy hanome Voninahitra Ny Tompo aminay. Tongava maro ....
11/05/2019

Manasa atsika, hiara-midera sy hanome Voninahitra Ny Tompo aminay. Tongava maro ....

Misaotra an'Andriamanitra Lehibe izahay, ny amin'ny fahatanterahan'ny antsam-piderana ho fanamarihana sy famaranana ny f...
29/05/2018

Misaotra an'Andriamanitra Lehibe izahay, ny amin'ny fahatanterahan'ny antsam-piderana ho fanamarihana sy famaranana ny faha 20 taona ny SLK eto amin'ny FJKM Anosivavaka. Mankasitraka ny Fiangonana sy ireo sampana niara-niasa taminay ihany koa. Mirary ny fiadanan'i Jesoa Kristy Tompo hoamintsika rehetra

13/09/2017

Miambena ianareo, tomoera tsara amin'ny finoana, aoka hitombandahy, mahereza. I Korintiana 16 : 13

21/08/2017

Ary tiako ho fantatrareo fa Kristy no lohan'ny lehilahy rehetra .... I Korintiana 11 : 3

Misaotra an'Andriamanitra lehibe nohon'ny fahavitan'ny fankalaza AZY nohon'ny isan-keritaona 2017, indrindra ny fahatrat...
30/05/2017

Misaotra an'Andriamanitra lehibe nohon'ny fahavitan'ny fankalaza AZY nohon'ny isan-keritaona 2017, indrindra ny fahatratrarana ny faha-dimy taonan'ny Rantsana Solofon'i Jese. Mankasitraka anareo rehetra nitondra am-bavaka sy nanohana anay ihany koa, Ny Tompo be fahasovana anie hamaly fitia anareo.

Fiadanana oh!! :-)Manasa anao iaraka hidera ny Tompo amin'ny Alahady 28 Mey 2017 amin'ny 3ora folakandro ao amin'ny FJKM...
26/05/2017

Fiadanana oh!! :-)
Manasa anao iaraka hidera ny Tompo amin'ny Alahady 28 Mey 2017 amin'ny 3ora folakandro ao amin'ny FJKM Anosivavaka.
Ny SLK FJKM Anosivavaka no hanantanteraka ny antsan-kira izay hotronin'ny Rantsana Solofon'i Jese Anosivavaka.
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra.

Anio hariva ilay antsam-piderana lehibe "FANGANANANA FANEVA" hotontosain'ny Rantsana Solofon'i Jese SLK FJKM Anosivavaka...
21/05/2017

Anio hariva ilay antsam-piderana lehibe "FANGANANANA FANEVA" hotontosain'ny Rantsana Solofon'i Jese SLK FJKM Anosivavaka ao amin'ny FJKM Anosivavaka manomboka amin'ny 3ora fotakandro!
Ho an'Andriamanitra irery anie ny voninahitra.

Manasa antsika rehetra, hiaraka hanome voninahitra ny Tompo e !
15/05/2017

Manasa antsika rehetra, hiaraka hanome voninahitra ny Tompo e !

06/05/2017

Ny fiadanana sy ny fahasoavan'ny Tompo anie ho amintsika rehetra.
Misaotra an'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra.
Ny SLK FJKM Anosivavaka sy ny Rantsana Solofon'i Jese Anosivavaka dia maneho fisaorana sy fankasitrahana lehibe noho ny fanohananareo sy nandraisanareo anjara tamin'ny hetsika "operation" androany.
Jesoa Kristy anie amaly fitia anareo.
Misaotra indrindra tompoko ary mbola manantena ny fifanohanana hatrany amin'ny asan'ny Tompo.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SLK FJKM Anosivavaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share