Misy fanantenana ho anao

Misy fanantenana ho anao Mbola tsy tara loatra ka.

Hanafaka ny olona amin'ny fampahorian'ny aizina ka hanangana azy amin'ny voninahitra, amin'ny alalan'ny fampianarana azy ireo ny zava-miafin'ny tenin'Andriamanitra amin'ny fomba tsotra sy azo hampiharina avy hatrany. ❌️❌️Aza mametra an’Andriamanitra ary aza mametra ny tenanao.❌️❌️

Iza no milaza fa:
👉tsy mahavita zavatra lehibe ianao?
👉tsy afaka manomboka ny orinasanao manokana ianao?
👉tsy afaka manasitrana ianao?
👉tsy afaka mandeha any amin'izay tsy nalehan'ny fianakavianao ianao? Mbola afaka ny ho tonga izay rehetra voalahatra ho anao.

❌️Atsaharo ny mijery izay very, izay tsy anananao, izay nandao anao, izay tsy fahombiazana rehetra, fa Andriamanitra Avo indrindra no momba anao.❌️

Address

Eglise Shine Rex&Ritz Analakely
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Misy fanantenana ho anao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share