Jesosy no Famonjena

Jesosy no Famonjena Tenin'ANDRIAMANITRA

14/08/2023

☝🏻 Ilay fonao mangetaheta fotsiny no andrasan'i Jesosy.
Aza manamelo-tena. Marina fa tsy mendrika isika, ary tsy ho voahonotrantsika mandrakizay raha ny fahotana vita. Kanefa Jesosy no manamarina antsika. πŸ’—

πŸ‘‰πŸ»Jaona 1 : 12. Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany.

Ny anjaranao dia ny MINO sy MANAIKY fa Jesosy efa nitondra ny fahotanao.. Ento eo Aminy ny fahalotonao rehetra, fa Izy no hanafaka. 😊

Jaona 8 : 36. Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo.

Vonona Izy ny handray raha manaiky ianao. πŸ’”
TIA ANAO JESOSY πŸ’˜

19/09/2021

Aza avela hivily ny masonay fa hibanjina Anao irery ihany Jesosy a πŸ™πŸ»πŸ’•

26/02/2021

Mila jerena @ lafiny tsara foana ny zava-misy. Afaka akana lesona mba hianarana mandeha πŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ‘Œ

17/02/2021

Salama daholo! πŸ™‚πŸ™‚πŸ™‚πŸ™‚
Ity page ity dia natao ampaherezana antsika, @ alalan'ny Tenin'Andriamanitra. Mila an'i JESOSY isika fa Izy ihany no tena mahalala antsika. Miara-mizaka ny alahelontsika, ny mavesatra any am-po.😊
Ka manasa anao ij'aimer ny page mba hiparitaka maro ny Filazantsara. Ny Tenin'Andriamanitra.
Misaotra indrindra!
πŸ™πŸ™

Address

Antananarivo

Telephone

+261343320094

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jesosy no Famonjena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share