Église Rhema Sel de la Terre Ankadikely-Ilafy-Antananarivo Avaradrano

Église Rhema Sel de la Terre Ankadikely-Ilafy-Antananarivo Avaradrano EGLISE RHEMA SEL DE LA TERRE ANKADIKELY ILAFY ( ERST-AI) Madagascar
Foibe Ambonifahidrano / Fianara.

Ny Fankalazana ny nahaterahan'ny Mpamonjy dia tokony ho fotoan'ny FIOMBONAN'NY MPINO, FOTOAN'NY FIFANKATIAVANA. ✅ASAN'NY...
26/12/2024

Ny Fankalazana ny nahaterahan'ny Mpamonjy dia tokony ho fotoan'ny FIOMBONAN'NY MPINO, FOTOAN'NY FIFANKATIAVANA.
✅ASAN'NY APOSTOLY 2:46
"Ary dia niray saina isan'andro izy ka nazoto nankeo an-kianjan'ny tempoly ary namaky m**o tao an-trano ka NIHINAN-KANINA TAMIN'NY FIFALIANA sy ny FAHATSARAM-PO".
🙏🏻 AVERINA AMIN'NY TOMPO NY VONINAHITRA REHETRA 🙏🏻

20/11/2024

Mety mandalo ady ianao izao, fa izao fotsiny : AOKA HATOKY AN' ANDRIAMANITRA NY FOANAO FA TSY MAINTSY HIVOAKA HO MPANDRESY IANAO 🙏🏻.

Mety mandalo ady ianao izoa, fa izao fotsiny : AOKA HATOKY AN' ANDRIAMANITRA NY FOANAO FA TSY MAINTSY HIVOAKA HO MPANDRE...
20/11/2024

Mety mandalo ady ianao izoa, fa izao fotsiny : AOKA HATOKY AN' ANDRIAMANITRA NY FOANAO FA TSY MAINTSY HIVOAKA HO MPANDRESY IANAO 🙏🏻.

19/11/2024

1 Korintiana 10:12
"Koa izay manao azy fa efa mijoro tsara, dia aoka izy hitandrina, fandrao ho lavo."
AOKA HITANDRINA🙏🏻

05/05/2024

Ohabolana 19:11
Ny fahendren'ny olona manindry ny fahatezerany, Ary voninahitra ho azy ny tsy mamaly fahadisoana.
MAMELÀ

04/05/2024

ROMANA 3:28
"Koa amin'izany dia ataontsika fa finoana no anamarinana ny olona, fa tsy ny asan'ny lalàna."

03/05/2024

ROMANA 4:16
"Koa finoana no andovana, mba ho araka ny fahasoavana, hahatò ny teny fikasana ho an'ny taranaka rehetra".

25/04/2024

NY FAHATAHORAN'I JEHOVAH NO MIHAZONA ANTSIKA HAHAFANTATRA FA TSY MISY MIAFINA AMINY.

20/04/2024

" NY PAIK'ADIN'I SATANA LEHIBE INDRINDRA DIA NY TSY HAHALALANAO NY ENDRIKA NANAOVAN' ANDRIAMANITRA ANAO AO AMIN'I KRISTY"

19/04/2024

"TSY NY FANAOVANA ZAVATRA IRAY AKORY NO HITIAVAN' ANDRIAMANITRA ANAO BEBE KOKOA NA KELIKELY KOKOA. "
✅NY FITIAVANY ANAO DIA TSY AVY AMIN'IZAY ATAONAO SATRIA FITIAVANA MANDRAKIZAY NO NITIAVANY ANAO.

✅ANJARANAO KOSA NY MAMPIFALY AZY HAHITANAO SITRAKA AMINY(Hebreo 11,6/ 2 Kor.5,9)
🙏🏻2 KORINTIANA 5:9
"Koa dia ataontsika ho voninahitsika(tanjontsika lehibe) ny mba hankasitrahany antsika, na mitoetra, na tsy mitoetra".

Address

Antananarivo

Telephone

+261345067052

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Église Rhema Sel de la Terre Ankadikely-Ilafy-Antananarivo Avaradrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Église Rhema Sel de la Terre Ankadikely-Ilafy-Antananarivo Avaradrano:

Share