06/07/2015
Miarahaba antsika rehetra, manentana antsika mba ho tonga aloa daholo amin'ny Sabata 11 Jolay 2015, eny Ambohimarina. Dia manentana antsika ihany koa mba hiaino matetika ny "Radio Fanambaràna".
Dia aza adino ihany koa ny fitafiana fotsy sy manga.Misaotra antsika rehetra dia mba ho samy ho tahian'Andriamanitra daholo.