Toriteny Afon'ny Fanahy

Toriteny Afon'ny Fanahy Ny Pejy "Toriteny AFON'NY FANAHY" dia pejy afahanao mandray fampaherezana @ alalan'ny Toriteny, Mozika, Fijoroana Vavolombelona, Horonan-tsary.

01/09/2026
Tsarovy ny zavatra taloha izay efa lasa ela;Fa Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy hafa;Izaho no Andriamanitra, ka tsy m...
13/08/2026

Tsarovy ny zavatra taloha izay efa lasa ela;
Fa Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy hafa;
Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy tahaka Ahy,
10Izay manambara ny farany hatramin’ny voalohany,
Ary nanambara hatramin’ny ela izay tsy mbola natao akory,–
Dia Ilay manao hoe: Ho to ny fikasako,
Ary hefaiko ny sitrapoko rehetra,
11Izay miantso vorona mpihaza avy any atsinanana,
Dia lehilahy avy any an-tany lavitra hahefa ny fikasako;
Sady efa niteny izany Aho no hahatanteraka azy koa,
Sady nikasa Aho no hahefa azy.

ISAIA46:9-11

Address

Antananarivo

Telephone

+261349604466

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Toriteny Afon'ny Fanahy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category