12/05/2026
J-60 π
β¨
Salama tsara daholo ve nareo ? π₯°
Efa tena miditra tanteraka ao anatinβny fanomanana ilay fihaonantsika izahay izao, ary tsy andrinay ny hihaona aminareo π«Ά
Ho fizarana kely ho anareo androany, ity hira iray ity indray no tianay atolotra π₯ΉπΆ
Anisanβireo hira ao anatinβilay album farany navoakanay taminβny taona 2023 izy ity β¨
Manantena izahay fa hitondra fitahiana sy hampahery anareo tahaka ny nanaovany izany taminay β€οΈ