Sampana Vokovoko Manga - FJKM Andraisoro

Sampana Vokovoko Manga - FJKM Andraisoro Fitoriana ny filazantsara amin'ny alalan'ny hira, dihy, tantara,...

08/08/2026
Any indray ary ny fotoanatsika... 🥰
04/08/2026

Any indray ary ny fotoanatsika... 🥰

Ny 14 Aogositra 1837 no nandefonana an-dRasalama martiora.Amin'ny 14 Aogositra izao no ahatsiarovana izany nandefonana a...
02/08/2026

Ny 14 Aogositra 1837 no nandefonana an-dRasalama martiora.
Amin'ny 14 Aogositra izao no ahatsiarovana izany nandefonana azy izany.
Manasa anao izahay Ary ho avy ao @ FJKM Tranovato Ambatonakanga fa holalaovinay amin'ny COMÉDIE MUSICALE izany tantara izany.
Alim-bavaka izy io
@ 14 Aogositra @ 5h30 hariva ka hatramin'ny 5h30 maraina.
Maro ny ho avy handray anjara ao.
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany

Tafika masina Ambalahazo Betela Tsiroanomandidy...Nofaranana tamin'ny Comédie Musicale : " Maritiora Mena"...Isaorana ny...
27/07/2026

Tafika masina Ambalahazo Betela Tsiroanomandidy...
Nofaranana tamin'ny Comédie Musicale : " Maritiora Mena"...
Isaorana ny mpitandrina, ireo mpanohana rehetra na arabola na ara-bavaka, ny teknisianina, ireo diakona sy mpiandry, ny ray aman-dreny ny mpikambana ary ny mpikambana tsirairay avy.. 🥰🥰

(Sary tapany faharoa)

Tafika Masina tany amin'ny FJKM Ambalahazo Betela Tsiroanomandidy..."...mitoria ny teny, mazotoa, na amin'ny fotoana, na...
27/07/2026

Tafika Masina tany amin'ny FJKM Ambalahazo Betela Tsiroanomandidy...
"...mitoria ny teny, mazotoa, na amin'ny fotoana, na tsy amin'ny fotoana, mandrese lahatra, mamporisiha, mananara mafy amin'ny fahari-po sy ny fampianarana rehetra." II Timoty 4 : 2
Ho tantaranay an-tsary aminareo ato izany 🥰

Ny anio 🥰🫶An-dalana ho amin'ny tafika Masina any Ambalahazo Betela Tsiroanomandidy
24/07/2026

Ny anio 🥰🫶
An-dalana ho amin'ny tafika Masina any Ambalahazo Betela Tsiroanomandidy

18/07/2026

RAFARALAHY ANDRIAMAZOTO :
Izyilay tovolahy naman'i Rafaravavy Mary sy nanatrika ny nandefonana an'i Rasalama. Nampitsiry ny finoany ny fiainana sy sendra niainan'ireo Kristiana namany saingy tsy nioripaka izany ka niova izy rehefa nanomboka nihamafy ny fanenjehana. Nandika sabata im-pito izy sady tsy nahatsiaro an'Andriamanitra fa nanao ny asany ihany.
Tsy ela nefa dia tonga taminy ny antson'Andriamanitra sy ny kapoka ka feno vay fito ny vatany ary nahatonga saina azy izany.
Niova i Rafaralahy ka niverina niredareda ny finoany. Niverina nitory ny filazantsara izy, nanao asa soa ary ny fananany dia nomeny ny kristiana sy ny mahantra mba hoentina hampandrosoana ny fitoriana ny filazantsara.
Izany rehetra izany no nanomezany ny namany azy ny anarana hoe : RAFARALAHY ANDRIAMAZOTO.
Asehoanay amin'ity ampahana "vidéo" ity ny niverenan'i Rafaralahy indray tamin'ny fitoriana ny filazantsara.
Aza adino ny fotoanatsika amin'ny alahady 26 jolay ho avy izao ao amin'ny FJKM Ambalahazo Betela Tsiroanomandidy amin'ny 02 ora ✨🥰


#2026

Finaritra,Kely sisa ity fotoana ity ho an'ny Tsiroanomandidy sy ny manodidina.Sabotsy 25 Jolay takariva mahafinaritra @ ...
18/07/2026

Finaritra,
Kely sisa ity fotoana ity ho an'ny Tsiroanomandidy sy ny manodidina.
Sabotsy 25 Jolay takariva mahafinaritra @ 5ora hariva.
Alahady 26 Jolay: comédie musicale Martiora Mena.
Tongava maro ary.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra 😇
17/07/2026

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra 😇

Address

FJKM ANDRAISORO
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampana Vokovoko Manga - FJKM Andraisoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share