Sampati Fjkm Anosizato Hebrona

Sampati Fjkm Anosizato Hebrona Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sampati Fjkm Anosizato Hebrona, Religious organisation, Haute Ville Antananarivo, Antananarivo.

Aiza doholy isika đŸ„°Efa vonona daholo ve hanao fiderana lehibe miaraka amin’i Groupe Ny Avo Rahampitso ilay izy sody adin...
16/05/2026

Aiza doholy isika đŸ„°
Efa vonona daholo ve hanao fiderana lehibe miaraka amin’i Groupe Ny Avo
Rahampitso ilay izy sody adino an 😘

Ao amin’ny FJKM Anosizato Hebrona ny fotoana manomboka amin’ny 2 ora sasany hariva e đŸ€©

Afaka amin’i i fotoana io no manjifa billet
Misy by prix special ho an’ny ankizy izay amin’ny vidiny 2000ar monja e đŸ„°đŸ„°

Tongava maro ary fa miandry anareo izahay o 😘😘

11/05/2026

Ao amin'ny FJKM Anosizato Hebrona indray ny fotoana atsika amin'ny alahady ho avy izao e ✹
Tongava maro doholy aryyy â€ïžâ€ïžđŸ˜…

Reraka ny rotoroto ny fiainana ve ianao?Mila fampaherezana manolona ny olana sedraina?Mila manovo hery vaovao indray hia...
07/05/2026

Reraka ny rotoroto ny fiainana ve ianao?
Mila fampaherezana manolona ny olana sedraina?
Mila manovo hery vaovao indray hiatrehana ny isan’andro?
Andao ary isika iaraka hideran’ny Tompo miaraka amin’ny tarika "Ny avo" fa sady manohana ny asan’ny Tompo ise no sady manome voninahitra azy ary hizara fotoana mamy amin’ny ireo kristianina maro.
â›Ș FJKM Anosizato Hebrona
⌚ 2h30
📅 17 Mai 2026
Fandraisana anjara :
VIP:20000ar
Simple :10000ar
Ankizy :2000ar

Manasa an’ise izahayđŸ„°

Address

Haute Ville Antananarivo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampati Fjkm Anosizato Hebrona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share