FPVM Loharanom-pitahiana Ambohipo Tanana

FPVM Loharanom-pitahiana Ambohipo Tanana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FPVM Loharanom-pitahiana Ambohipo Tanana, Religious Center, Amohipo Tanàna, Antananarivo.

Fiangonana Protestanta Vaovao eto Madagasikara--FPVM LOHARANOM-PITAHIANA AMBOHIPO TANÀNA-- Fotoam-bavaka Alahady amin'ny 9:30 maraina ary ny fotoan-dehiben'ny fifohazana Alarobia amin'ny 2:30

🏅Mitsodrano izay mpiadina fanadinam-panjakana rehetra hiatrika ny taranja "EPS" 🏅🙏Enganie homen'i Jesosy Hery, Tanjaka, ...
08/06/2026

🏅Mitsodrano izay mpiadina fanadinam-panjakana rehetra hiatrika ny taranja "EPS" 🏅

🙏Enganie homen'i Jesosy Hery, Tanjaka, Fahasalamana mihoatra ny an'i Samsona ianareo🙏💪

✨ Mpitsara 6: 12b
🤍Jehovah no momba anao, ry lehilahy mahery🤍

🪡👑 Tsara kosa aloha le "tenue" eee👑🪡🤍 Fotsy🤎 Volon-tany🙏 Misaotra betsaka an'ny  mode
05/06/2026

🪡👑 Tsara kosa aloha le "tenue" eee👑🪡

🤍 Fotsy
🤎 Volon-tany

🙏 Misaotra betsaka an'ny mode

🔊 HIRA FANEVA CLAM: Fanatitra🪊✨ Ny tena sy talentanay mba ho Fanatitra🙏     🎁 "Fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitra" 🎁
05/06/2026

🔊 HIRA FANEVA CLAM: Fanatitra🪊
✨ Ny tena sy talentanay mba ho Fanatitra🙏

🎁 "Fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitra" 🎁

🎉 Misaotra an'i Jesosy🎉🥰 Misaotra an'i Mpitandrina sy ny biraon'ny fiangonana🥰 Misaotra ny filohan'ny FCF nanokana🥰 Misa...
05/06/2026

🎉 Misaotra an'i Jesosy🎉
🥰 Misaotra an'i Mpitandrina sy ny biraon'ny fiangonana
🥰 Misaotra ny filohan'ny FCF nanokana
🥰 Misaotra antsika rehetra nanotrona

🔥🙏 Hafa ihany ny miaraka amin'Andriamanitra🙏🔥😇👼 Alohan'ny tena nirosoana tamin'ny fanokanana dia niantso ny anaran'i Jes...
04/06/2026

🔥🙏 Hafa ihany ny miaraka amin'Andriamanitra🙏🔥

😇👼 Alohan'ny tena nirosoana tamin'ny fanokanana dia niantso ny anaran'i Jesosy hitaridalana eeee🔥😇

🎉 Fanokanana ny Chorale indray izao eee🎉🎤 Chorale Loharanom-pitahiana AMbohipo🎤✨CLAM✨Misaotra an'i Jesosy fa vita soa am...
04/06/2026

🎉 Fanokanana ny Chorale indray izao eee🎉

🎤 Chorale Loharanom-pitahiana AMbohipo🎤
✨CLAM✨

Misaotra an'i Jesosy fa vita soa aman-tsara🙏👑

📅31 / 05 / 2026

Na ny kely na ny lehibe samy hahazo ny anjarany avokoa.🎊🎉🍕🍔Inona ihany koa ny zavatra mety handrasan'ise amin'io fotoana...
19/02/2026

Na ny kely na ny lehibe samy hahazo ny anjarany avokoa.🎊🎉🍕🍔

Inona ihany koa ny zavatra mety handrasan'ise amin'io fotoana io?

Sonorisation complet😱😱😱

Hira skoto en live🎸🥁🎹🪘😋

Amin'ny maha fety lehibe azy, rehefa voky ny fanahy 🥪🌮🌭Dia ny sakafo ihany koa tsy hadino🥙🥘Vary🍜Jus🍹Tsakitsaky🍕🍔Ary indr...
19/02/2026

Amin'ny maha fety lehibe azy, rehefa voky ny fanahy 🥪🌮🌭Dia ny sakafo ihany koa tsy hadino🥙🥘

Vary🍜
Jus🍹
Tsakitsaky🍕🍔

Ary indrindra ilay andrasan'ny maro🎂🎂🎂🤫🫢

Aleo mahita toy izay tantaraina eh!!!💥💥💥

📢Zany ny beauté ry zareo ah🎵🌟🌟22 FÉVRIER 🌟🌟😱ANDRON'NY MPANORINA😱Noho izany, fety skoto ranoray pariv'andro😅
19/02/2026

📢Zany ny beauté ry zareo ah🎵

🌟🌟22 FÉVRIER 🌟🌟
😱ANDRON'NY MPANORINA😱

Noho izany, fety skoto ranoray pariv'andro😅

Ise ve efa namonjy mariazy???Dia misy an'ilay 🎉effets spéciaux 💨 karazany maro be ireny?🎊💥Ouiiii, amin'io ihany koa 🌟🥳🪅🎉...
18/02/2026

Ise ve efa namonjy mariazy???

Dia misy an'ilay 🎉effets spéciaux 💨 karazany maro be ireny?🎊💥

Ouiiii, amin'io ihany koa 🌟🥳🪅🎉🎊

Tena hiavaka anie hoa eeeh👍

Address

Amohipo Tanàna
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FPVM Loharanom-pitahiana Ambohipo Tanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share