Communauté de Grâce

Communauté de Grâce Ici, nous croyons en la puissance de l’amour et du soutien mutuel.

Un lieu d’encouragement, de prière et de partage où la foi se renforce, les coeurs s’ouvrent pour ceux qui cherchent à vivre la grâce de Dieu au quotidien.🇲🇬

UNION - SOUTIEN - ESPÉRANCE

Rehefa ilay mitady ho kivikivy iny ianao satria ataon’ny olona tsinotsinona dia tadidio fa misy Jesosy tena tia anao ary...
21/08/2025

Rehefa ilay mitady ho kivikivy iny ianao satria ataon’ny olona tsinotsinona dia tadidio fa misy Jesosy tena tia anao ary tsy hamela anao ho irery mandrakizay 🥹🌷❤️

18/08/2025

Joba 22 : 28 « Ary raha misy kasainao hatao, dia hotanterahina aminao, Ary hamirapiratra amin’ny làlanao ny mazava » 🥹❤️

Nous sommes sur TikTok 🌷
14/08/2025

Nous sommes sur TikTok 🌷

.de.grace 98 abonnés, 0 abonnements, 502 j'aime - Regarde des vidéos courtes géniales créées par Communauté de Grâce

Mahereza foana ianao 🤝Na mafy aza ny ady ety 😪Fa ianao sy ny ankohonanao 🧑‍🧑‍🧒‍🧒Ho tahin’I Jesoa Kristy ✨🔥Apetraho ho lo...
11/08/2025

Mahereza foana ianao 🤝
Na mafy aza ny ady ety 😪
Fa ianao sy ny ankohonanao 🧑‍🧑‍🧒‍🧒
Ho tahin’I Jesoa Kristy ✨🔥

Apetraho ho lohany Andriamanitra ao an-tokantrano fa ankohonana voatahy ary hambinina ny ankohonana izay mametraka an’ Andriamanitra ho « priorité » eo amin’ny fiainany 🙌🏼🤩✝️

Josoa 24 : 15 « fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an'i Jehovah izahay. » 🧑‍🧑‍🧒‍🧒

07/08/2025

Salamo 31 : 15 « Eo an-tànanao ny androko; Vonjeo aho tsy ho azon'ny tànan'nyfahavaloko sy izay manenjika ahy. » 🙇🏻‍♀️🙌🏼

27/07/2025

Ny asa na ny fampianarana ataon’i Jesosy dia mety ho toa tsy azo takarina amin’ny iny fotoana iny, fa rehefa mandeha ny fotoana sy ny « réflexion », dia miseho ny dikan’izy ireo lalina. Izany dia mampahatsiahy antsika ny maha-zava-dehibe ny finoana sy ny faharetana amin’ny fahatakarana ny zavatra ara-panahy. 🫂💗

22/07/2025

Hanafaingana ny valimbavakao Izy amin’ny fotoany 🌷🕊️

09/04/2025

EO AMIN’ILAY TSY MISY AZO ANTENAINA INTSONY NO HAMONJY ANAO JESOSY 💟

Fiadanana 🤍📖 Romana 12:12🌸 Mifalia amin’ny fanantenana🌸 Miareta amin’ny fahoriana🌸 Mahareta amin’ny fivavahanaFantaro fa...
25/03/2025

Fiadanana 🤍

📖 Romana 12:12
🌸 Mifalia amin’ny fanantenana
🌸 Miareta amin’ny fahoriana
🌸 Mahareta amin’ny fivavahana

Fantaro fa lehibe noho ny olonao, noho ny aretinao, noho ny fahorianao Andriamanitra.
Tsy misy zavatra tsy haiNY atao.

Rehefa matoky ianao fa voalamin'ny Tompo avokoa ny zavatra rehetra, dia tsy tokony hatahotra sy hanahy intsony.

Minoa fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa sy hahatsara izay tia an’ Andriamanitra 🌞

Fiadanana 🤍Ianao dia olona « SPÉCIAL(E) » ary misy « VALEUR », manana « PLAN » ho an’ny fiainanao Jesosy, ny fiafaran’ny...
20/03/2025

Fiadanana 🤍

Ianao dia olona « SPÉCIAL(E) » ary misy « VALEUR », manana « PLAN » ho an’ny fiainanao Jesosy, ny fiafaran’ny fiainanao dia efa fantaNY…
Afaka miteny izay lazainy ny olona, fa izao no aza adino…
TSY MAMPIOVA NY ZAVATRA EFA NOMANIN’ ANDRIAMANITRA HO ANAO IZANY satria TSY MISY MAHAROMBAKA IZAY EO ANTANANY ARY REHEFA MIASA IZY DIA TSY MISY MAHASAKANA.

Eo ampelantanan’i Jesosy ny fanalahidy mampandeha ny fiainanao …

Matokia Azy fa efa ao aloha kely ao ilay FAHOMBIAZANA SY FISANDRATANA 🌞

Fiadanana 🤍Ilay Andriamanitra ato anatiko no mahatonga ahy :🌞 Na dia ao anaty fahoriana aza dia mitsiky🌞 Na dia ao anaty...
19/03/2025

Fiadanana 🤍

Ilay Andriamanitra ato anatiko no mahatonga ahy :

🌞 Na dia ao anaty fahoriana aza dia mitsiky
🌞 Na dia ao anaty fahadisoam-panantenana aza dia mahatoky
🌞 Na dia ao anaty tahotra aza dia mandroso foana
🌞 Na dia ao anaty olana aza dia manam-piadanana

Mety tsy mifanaraka amin’ny sitrapoko ny zava-miseho eo amin’ny fiainako kanefa mifanaraka amin’ny sitrapon’ Andriamanitra satria tsy izay tiako no atao FA IZAY TIANY.

Address

Antananarivo
00000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Communauté de Grâce posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share