22/04/2025
Lamesa fisaorana an'Andriamanitra tamin'ny fahasoavana azon'ny Eglizy tamin'ny alalan'i Pape François , izay atao eny @ Eglizy Catholique Antanimena ny Alarobia 23 Aprily 2025 , manomboka @ 7 Ora sasany.
Hanentanana antsika rehetra ho tonga maro.