09/06/2023
🤣🤣 RAIKITRA INDRAY NY RAINIDEDAKA !! 🤣🤣
Ndao hijery film gasy fa efa vacances e !
Sarimihetsika ho an'ny tanora, MAMPIHOMEHY sady mifono fampianarana.
Toerana : EKAR AMBATONILITA
Daty : Asabotsy 17 sy Alahady 18 Jona 2023
Ora : 2 ora tolakandro
Vidiny : 5000 Ar (Ankizy) - 7000 Ar (Lehibe)
Fandrio dieny zao ary ny tapakila !