FLM Tanjombato Ofisialy

FLM Tanjombato Ofisialy Fiangonana Loterana Malagasy Tanjombato Fiadanana Ararata

"Fa Kristy no fiahavanantsika" Efesiana 2

07/06/2026

ANTSAN-KIRA
ALAHADIN'NY MPIASAM-MPIANGONANA

07/06/2026

ANTSAN-KIRA
ALAHADIN'NY MPIASAM-PIANGONANA

07/06/2026

ANTSAM-PIDERANA
ALAHADIN'NY MPIASAM-PIANGONANA
Alahady 07 Jona 2026

07/06/2026

ALAHADY I MANARAKA NY TRINITE
ALAHADY 7 JONA 2026

07/06/2026

ALAHADY I AORIAN'NY TRINITE
Alahady 7 Jona 2026

Alahadin'ny Mpiasa am-piangonana eto amin'ny FLM Tanjombato

✝️ FIANGONANA LOTERANA MALAGASYTanjombato Fiadanana Ararata"Eny hisaina ny asanareo rehetra aho, ary hihevitra ny nataon...
06/06/2026

✝️ FIANGONANA LOTERANA MALAGASY
Tanjombato Fiadanana Ararata

"Eny hisaina ny asanareo rehetra aho, ary hihevitra ny nataonao."
Salamo 77:12

🌿 ALAHADIN'NY MPIASAM-PIANGONANA 🌿
📅 ALAHADY 07 JONA 2026
🙏 MARAINA
FOTOAM-PIVAVAHANA
🕡 Fidirana voalohany : 06h30
🕥 Fidirana faharoa : 10h30

🎵 TOLAKANDRO
CONCERT ÉVANGÉLIQUE
🎶 Hiarahana amin'ny Faritra sy Sampana rehetra
✨ Fotoana iray hiderana sy hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra amin'ny hira sy fiderana.

📢 FAMPAHAFANTARANA
🎟️ TSY MISY VIDIM-PIDIRANA
💌 FA VALOPY NO HO ZARAINA
« Miaraha mankalaza sy manompo an'Andriamanitra am-pifaliana sy firaisan-kina. »

✝️ Tongava maro fa samy handray fitahiana! ✝️

03/06/2026

👩‍🍳🧁 Le Centre Culturel Chrétien Ararata organise un grand concours de cuisine spécialement pour les enfants de moins de 13 ans !

📅 Date : 04 Juillet 2026
🕘 Heure : à partir de 9h

Une matinée pleine de créativité, de gourmandise et de bonne humeur attend nos petits chefs ! 👩🏻‍🍳🫕✨

📌 Les inscriptions peuvent se faire :

* directement au Centre,
* en ligne sur notre page,
* ou par téléphone : 📞 0340606612

⏳ Clôture des inscriptions : 28 Juin 2026.

Venez nombreux encourager nos jeunes talents culinaires ! 👨‍🍳💛

👩‍🍳🧁 Manomana fifaninanana fandrahoan-tsakafo ho an’ny ankizy latsaky ny 13 taona ny Centre Culturel Chrétien Ararata

📅 Daty : 04 Jolay 2026
🕘 Amin’ny 9 ora maraina

Fotoana iray feno hafaliana, famoronana ary fahaiza-manao no hiandry ireo “petits chefs” antsika! 👩🏻‍🍳🫕✨

📌 Afaka misoratra anarana :

* mivantana eny amin’ny Centre,
* eto amin'ny pejy,
* na amin’ny antso an-telefaonina: 📞 0340606612

⏳ Ny fisoratana anarana dia mifarana ny 28 Jona 2026.

Tongava maro hanohana sy hankahery ireo ankizy kelintsika e💛

31/05/2026

ALAHADIN'NY TRINITE
ALAHADY 31 MEY 2026

25/05/2026

PENTEKOSTA FAHAROA

25/05/2026

PENTEKOSTA FAHAROA
ALATSINAINY 25 MAY 2026

Address

Tanjombato
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261341725364

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLM Tanjombato Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FLM Tanjombato Ofisialy:

Share