09/12/2022
Fifaliana ho anay ny manasa anao ho Tonga hanotrona ny fiderana fankasitrahana izay atao ny Asabotsy 10/12/22 amin’ny 2:30 ao amin’ n’y fiangonana PENTEKOTISTA MITAMBATRA BEMASOANDRO ITAOSY.
TONGAVA MARO
Tianao Jesosy