DIEU VOUS AIME

DIEU VOUS AIME Page créé pour l'évangélisation concernant l'amour de Dieu, la repentance, l'arrivé de Jésus.

14/05/2026

Misy fanantenana ho antsika ao amin'i Jesosy

10/01/2026

Misy mampiasa puce airtel ve ianareo? Airtel ihany aloha dia handefasako verset.

Miarahaba antsika rehetra nahatratra soa ny taona vaovao. Hanomboka taona vaovao indray isika dia andao hiaramandeha ami...
31/12/2025

Miarahaba antsika rehetra nahatratra soa ny taona vaovao.
Hanomboka taona vaovao indray isika dia andao hiaramandeha amin'Andriamanitra. Izy no atao lohany amin'ny zavatra rehetra.

Psaume 23:1"L'Eternel est mon berger, je ne manquerai de rien".Que cette parole t'apporte paix, confiance et espérance a...
31/12/2025

Psaume 23:1

"L'Eternel est mon berger, je ne manquerai de rien".

Que cette parole t'apporte paix, confiance et espérance aujourd'hui.
Merci de laisser un 🥰 et de partager ce verset.

03/11/2025

Aoka hitandrina isika, hiambina tsara fa amin'izao andro farany izao satana dia miezaka mamily ny Kristiana hiala amin'ilay fahamarinana efa napetrak'Andriamanitra.

Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka, ka aoka harovana avokoa ny fanahinareo sy ny ainareo ary ny tenanareo ho tanteraka ka tsy hanan-tsiny amin'ny fihavian'i Jesoa Kristy Tompontsika. — I Tesaloniana 5 : 23

Fa tahaka ny helatra manelatra hatramin'ny faravodilanitra ka mahazava hatramin'ny farany koa, dia ho toy izany ny Zanak...
11/09/2025

Fa tahaka ny helatra manelatra hatramin'ny faravodilanitra ka mahazava hatramin'ny farany koa, dia ho toy izany ny Zanak'olona amin'ny androny, — Lioka 17 : 24

🌟✨ Parole d’encouragement ✨🌟📖 “Ne crains rien, car je suis avec toi; ne promène pas des regards inquiets, car je suis to...
10/09/2025

🌟✨ Parole d’encouragement ✨🌟

📖 “Ne crains rien, car je suis avec toi; ne promène pas des regards inquiets, car je suis ton Dieu; je te fortifie, je viens à ton secours.” – Ésaïe 41:10

Même si la vie te semble lourde aujourd’hui, rappelle-toi que tu n’es jamais seul(e) 🙏💡.
Dieu est ton appui, ta force et ton refuge 💪.

➡️ Continue à avancer, pas à pas. Ton histoire n’est pas terminée.
🌈 Une nouvelle page pleine d’espérance est en train de s’écrire pour toi.

💖 Que ce message apporte paix et courage à ton cœur.
🔁 Partage-le pour semer l’espérance dans la vie de quelqu’un d’autre.

Alerte!!!Rapitso izao malaza be ny "Lune de sang" mena bé ny hahitana ny volana fa tsy fara Andro io ka. Rehefa ra io di...
06/09/2025

Alerte!!!

Rapitso izao malaza be ny "Lune de sang" mena bé ny hahitana ny volana fa tsy fara Andro io ka. Rehefa ra io dia tsy mivadika fotsy intsony fa maizina tanteraka, ny masoandro koa tsy hazava intsony Ary ny kintana hiraraka amin'ny tany. Miaraka daholo ireo an.

🌞 Commence ta semaine avec ce rappel :« L'Éternel combattra pour vous, et vous, gardez le silence. »📖 Exode 14:14Dieu co...
02/06/2025

🌞 Commence ta semaine avec ce rappel :
« L'Éternel combattra pour vous, et vous, gardez le silence. »
📖 Exode 14:14

Dieu connaît tes luttes. Laisse-Lui la place dans ta bataille.

🔁 Partage ce verset à quelqu’un qui a besoin d’espoir.


05/05/2025

Voninahitra ho an'Andriamanitra any amin'ny Avo Indrindra
Fiadanana ho amin'ny olona ankasitrahany.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341376153

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DIEU VOUS AIME posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to DIEU VOUS AIME:

Share