English Club of FJKM Ambatoroka Finoana

English Club of FJKM Ambatoroka Finoana English Club is an educational Church program of the Youth Branch of FJKM Ambatoroka Finoana Church

What a quality time to wish Happy New Year together with the youth group last Sunday. See you soon on Sunday 17 March fo...
14/03/2024

What a quality time to wish Happy New Year together with the youth group last Sunday.
See you soon on Sunday 17 March for more exciting program. Blessings.

Fotoana mamy no nifampiarahabanay Sampana Tanora Kristiana tamin’ny Alahady tel. Manome fotoana anao indray amin’ny Alahady ho avy izao hiara hisitraka programa mahafinaritra hatrany. Tahian’Andriamanitra e !

🇲🇬Ry mpikambana ao @ English Club,Manome fotoana antsika indray anio Alahady 10 Marsa hifampiarahaba ‘tratry ny taona 20...
10/03/2024

🇲🇬Ry mpikambana ao @ English Club,
Manome fotoana antsika indray anio Alahady 10 Marsa hifampiarahaba ‘tratry ny taona 2024, sakafo atoandro ao aorian’ny fiofanan’ny mpandray (vers 12h00)
Tsy misy ny fivoriana ny hariva @ 2h30 fa miverina amin’ny heriny 17 Marsa.

🇺🇸🇬🇧Dear English Club members,
See you today Sunday, 10 March, after the “Mpandray” training for our Youth Section New-year-greetings 2024, Lunch ( at around 12h00)
No meetings this afternoon at 2h30 but back on Sunday 17 March.

Tahian’Andriamanitra.
Blessings.

Greetings, here's our program for Sunday 4th March 2024. As usual, we'll start at 02:30.🔸The topic for sunday is The rel...
02/03/2024

Greetings, here's our program for Sunday 4th March 2024. As usual, we'll start at 02:30.🔸The topic for sunday is The relationship between parents & children, led by Mr Hery and we'll have a guest as well. Of course, we'll we recap the previous program with Mr hery! We hope you will come to attend our session for the glory of god!! See you soon! Room Hermona, FJKM Ambatoroka Finoana
——
Manome fotoana antsika indray rahampitso ao @ FJKM Ambatoroka Finoana, hiresadresaka ny lohahevitra hoe: ny fifandraisan’ny Ray aman-dreny sy ny zanaka miaraka @ Mr Hery Iarivola Oria Randrianindrainy sy vahiny asaina manokana. Salle Hermona, mandra-pihaona e.

20/01/2024

📣 Ne manquez pas notre atelier d'Initiation à l'électronique et à la robotique à l'American Corner Antananarivo ! 🤖🔌

L'American Corner Antananarivo organise un atelier d’initiation sur les bases de l’électronique et à la robotique visant à développer des compétences pratiques en matière de construction de robots à travers des activités pratiques et des projets.

Pendant 6 séances, les participants auront l'opportunité de :
✅ Apprendre à utiliser les appareils de mesure, les composants électroniques et à programmer un microcontrôleur (carte Arduino).
✅ Acquérir des connaissances de base en électronique, robotique et programmation C.
✅ Comprendre les principes fondamentaux de la construction et du fonctionnement des robots.
✅ Développer des compétences pratiques en construction de robots grâce à des activités pratiques et des projets.

Public cible :
👥 Tous les passionnés des nouvelles technologies
🤖 Débutants en électronique et robotique
🎓 Étudiant ou employé cherchant à acquérir des compétences dans ce domaine

📅 Dates de l’atelier le 5 à 9 Février, en présentiel
- 5 seances de Lundi au Vendredi, la matinée, de 8h30 à 11h30
- et une seance le Vendredi après-midi, de 13h30 à 16h30

📅 Dates limite d’inscription: 31 janvier 2024

Raha maniry ny handray anjara ianao, fenoy ity Google Form ity: bit.ly/ACT-STEMProgram

Mamaimpoana ny fisoratana anarana fa noho ny toerana voafetra ato amin'ny American Corner dia antsoina an-tarobia ireo izay voafantina ny zoma 02 febroary 2024.

Ny fifantenana dia miankina ny famalinao tsara ny fanontaniana ao amin'io Google Form io.

16/01/2024

Fiantsoana Mpampianatra mpilatsaka an-tsitrapo | Call for Volunteer Teachers 📣
🇲🇬Ny English Club dia sokajin'asa ao amin'ny Sampana Tanora Kristianin'ny FJKM Ambatoroka Finoana. Misaotra an'Andriamanitra isika afaka nankalaza ny faha-20 taona. 🎉
👉Mitady Mpampianatra mpilatsaka an-tsitrapo, ( 25 taona mihoatra) ao amin'ny Fiangonana ny English Club hampianatra teny anglisy sy hanabe ireo tanora ao amin'ny tenin'Andriamanitra.
👉Raha mahaliana anao ny hilatsaka an-tsitrapo ho mpampianatra dia valio amin'ny MP ireto fanontaniana ireto:
- Anarana feno
- Daty naterahanao
- Adiresy
- Laharana finday
- Anton'asa
- Inona no mahasarika anao hilatsaka an-tsitrapo ho mpampianatra ao amin'ny English Club?
✅Fivorian'ny mpampianatra: Alahady 28 Janoary 2024
✅Fidiran'ny English Club: Alahady 4 Febroary 2024
Mandra-pihaona e. Tahian'Andriamanitra.
---------
🇺🇸🇬🇧 English Club is an activity in the Christian Youth Branch of FJKM Ambatoroka Finoana. Thank God we were able to celebrate our 20th anniversary.🎉
👉English Club is looking for 25-year-old and over volunteer teachers in the Church to teach English and educate young people with the Words of God.
👉If you are interested in volunteering as a teacher, please answer the following questions with direct message:
- Full name
- Your date of birth
- Address
- Phone number
- Profession
- What attracts you to volunteer as a teacher at the English Club?
✅Teachers' meeting: Sunday, January 28, 2024
✅Back to English Club: Sunday, February 4, 2024
See you soon. God bless.
(Video by Hasa Mbrn)

Greetings !Back to English Club soon on Sunday, February 4, 2024 at FJKM Ambatoroka Finoana. Open for young people start...
14/01/2024

Greetings !
Back to English Club soon on Sunday, February 4, 2024 at FJKM Ambatoroka Finoana. Open for young people starting from 16 years old.
Want to join us ? Answer these questions by direct messaging us:
- Your full name
- Your date of birth
- Your address
- Your phone number
- Why do you want to join English Club?
See you soon. God bless you
-----
Finaritra e !
Miverina ny English Club ny Alahady 4 Febroary, 2024 ao amin'ny FJKM Ambatoroka Finoana. Misokatra ho an'ny tanora manomboka amin'ny 16 taona miakatra.
Te hiditra English Club ? Valio amin'ny MP ireto fanontaniana ireto:
- Anarana feno
- Daty naterahanao
- Adiresy
- Laharana finday
- Inona no mahasarika anao hiditra English Club?
Mandra-pihaona e. Tahian'Andriamanitra.

Happy New Year 2024 ! 🎉May God bless you all Miarahaba nahatratra ny taona 2024Tahian’Andriamanitra e ! 🎉
01/01/2024

Happy New Year 2024 ! 🎉
May God bless you all

Miarahaba nahatratra ny taona 2024
Tahian’Andriamanitra e ! 🎉

English Club miorina amin’ny finoana sy mizara fahalalana. “Mba hiasa mafy ho an'i Kristy ny fiombonana avy amin'ny fino...
29/12/2023

English Club miorina amin’ny finoana sy mizara fahalalana.
“Mba hiasa mafy ho an'i Kristy ny fiombonana avy amin'ny finoanao amin'ny fahalalana tsara ny zavatra rehetra izay ao anatinareo.” Filemona 6

Misaotra an’ Andriamanitra lehibe isika noho ny nahatontosana ny fankalazana faha-20 taonan’ny English Club ( Aprily - 24 Desambra 2023)

Tsangambato 3 sosona no natolotry ny Komity hotokanana ho mariky ny fankalazana ny faha-20 taonan’ny English Club ho fanomezana voninahitra an’Andriamanitra sy ho fampandrosoana ny Fiangonana:

✅Fanokafana ny fanompoam-pivavahana amin’ny Teny Anglisy ( English Worship Service )
✅Fananganana ny Tranomboky ivon-toeram-pahalalana (Cafe Library)
✅Famatsiana Baiboly amin’ny Teny Anglisy (New International Version)

🙏Isaorana ny Komitin’ny fankalazana ny faha-20 taona izay notarihin’ny Birao,
Isaorana ireo mpanorina mpitariky ny English Club, ireo mpikambana, mpampianatra ary maintimolaly niara-niasa hanomezana voninahitra an’Andriamanitra.

🙏Isaorana ny STK FJKM Ambatoroka, tarihin’ny Birao tamin’ny fifanampiana nandritra ny fotoam-pankalazana

🙏Isaorana ny Biraon’ny Fiangonana tarihan’ny Mpitandrina Riana Lalasoa Razafintsalama nandavorariana ny fankalazana

🙏Isaorana manokana ireo Coach STK, Andriamialinavalona Tina sy Lovasoa Razafimbelo tamin’ny torohevitra sy fanohanana nandritra ny fankalazana
Isaorana ny Sampana sy ny Sampan’Asa ary ny fiangonana manontolo ao amin’ny FJKM ambatoroka niara-nifanohana am-bavaka, an-kevitra, sy ara-materialy ary ara-bola tamin’ny fankalazana

🙏Isaorana ny FJKM Foibe, tarihin’i Dr Irako Andriamahazosoa Ammi Mpitandrina, ny STK Foibe, Ny STK SP

🙏Isaorana manokana i Tonian’ny STK Hoby Rajaonarison nitondra ny tenin’Andriamanitra nandritra ny andro fankalazana

🙏Isaorana ny vaomieran’ny English Worship Service - FJKM

🙏Isaorana manokana Pasteur Nofy Andriatsilavina nitarika ny fotoana nandritra ny andro fankalazana.

🙏Isaorana ireo rehetra nalala-tanana sy nanome ny fanomezana, ny nanome boky, M3M, Ayhay Christian School,

🙏Isaorana ny mpiara-miasa rehetra, ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy, Grafix, ny nanao ny takelabato Karofi, ekipan’i Mr Maroson, ny BSF International eto Madagasikara.

Mankasitraka feno ny mpaka sary Hasambarana Maks’art

Isaorana ianareo rehetra mety tsy voatanisa.
Andriamanitra anie hamaly fitia anareo.

Mirary fety sambatra antsika rehetra ! 🎉
Ny voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany.

Amen

Tsara loatra Andriamanitra e !Mino izahay fa miara mitondra am-bavaka ny fankalazana ny faha-20 taonan’ny English Club i...
17/12/2023

Tsara loatra Andriamanitra e !
Mino izahay fa miara mitondra am-bavaka ny fankalazana ny faha-20 taonan’ny English Club isika rehetra.

Andao hanoy ny vavaka mba ho tontonsa soa ireo tetikasa:
✅ Cafe Library, Tranom-boky ho an’ny FJKM Ambatoroka Finoana
✅ Baiboly Teny Anglisy ho an’ny Tranomboky sy mpikambana
✅ Fanokafana ny English Worship Service ao @ FJKM Ambatoroka

Manome fotoana anao ary @ Alahady 24 Desambra @ 9h30 hiara-hankalaza sy hanolotra ireo Tsangambato ho an’ny Fiangonana.

Ho an’Andriamanitra irery anie ny Voninahitra.

Greetings 🙏The STK, Youth Section, English Club at FJKM Ambatoroka Finoana turns 20 !You are invited to our first Englis...
16/12/2023

Greetings 🙏
The STK, Youth Section, English Club at FJKM Ambatoroka Finoana turns 20 !
You are invited to our first English Worship Service to celebrate God's glory for the 20th anniversary, on Sunday, 24 December 2023, 9.30 am at FJKM Ambatoroka Finoana.
See you soon

Feno 20 Taona ny STK - English Club ao amin'ny FJKM Ambatoroka FinoanaManasa anao izahay hiaraka hankalaza an'Andriamani...
15/12/2023

Feno 20 Taona ny STK - English Club ao amin'ny FJKM Ambatoroka Finoana
Manasa anao izahay hiaraka hankalaza an'Andriamanitra amin'ny fanompoam-pivavahana amin'ny teny Anglisy ny Alahady 24 Desambra 2023, 9 ora sy sasany maraina.
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra.

Address

Ambatoroka
Antananarivo

Opening Hours

14:30 - 17:00

Telephone

+261388689422

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when English Club of FJKM Ambatoroka Finoana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category