Fimifa

Fimifa Fiangonana miomana ho amin'ny fampakarambadin'ny zanak'ondry ( FIMIFA)

25/09/2024

Aterina ho an'Andriamanitra ny voninahitra 🙏🙏

Tontosa soa aman-tsara ny fotoanantsika tamin'ny alahady.

Ankasitrahina hatrany ny Ray aman-dreny Fanasina Wisdom Noah tamin'ny fampianarana, fampiomanana.

Eny, efa hoavy ny Tompontsika, mila mivonona isika hitsena Azy. â›…

Miomàna hitsena ilay mpampakatra anao !Rahampitso ary ny fotoanantsika. ➡️Ny maraina @ 8 ora sy sasany ➡️Ny ariva @ 2 or...
21/09/2024

MiomĂ na hitsena ilay mpampakatra anao !

Rahampitso ary ny fotoanantsika.

➡️Ny maraina @ 8 ora sy sasany
➡️Ny ariva @ 2 ora sy sasany

Fotoan-dehibe !!!!Amin'ny Alahady 22 Septambra ho avy izao, hizara roa ny fotoanantsika : âś…@ 8 ora maraina : fotoam-bava...
17/09/2024

Fotoan-dehibe !!!!

Amin'ny Alahady 22 Septambra ho avy izao, hizara roa ny fotoanantsika :

âś…@ 8 ora maraina : fotoam-bavaka mitondra ny lohahevitra hoe "VAVAKA HO ANAO"

âś…@ 2 ora sy sasany tolak'andro : fiderana sy antsan-kira, hiarahana amin'ny vahiny maro.

Toerana : ESM FI.MI.FA Ampefiloha Ambodirano

Hotonga hiara-hiankohoka amintsika ny Ray aman-dreny Fanasina Wisdom Noah

▶️Ampandreneso ary ny havana, tapaka sy namana

Hoy ny teniNy ao amin'ny Matio 11:28 : "Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa...
09/09/2024

Hoy ny teniNy ao amin'ny Matio 11:28 :

"Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana."

Na inona na inona vesatra eo aminao sy ny fiainanao, tongĂ va fa efa ela ny Tompo no te hanome fitsaharana anao !

Manantena ny hiaona aminao.

Hoantsika eto Antananarivo - misy refy, misy zavatra tianao hioharana ve ? Nefa tsy mety vitanao izany >>>> misy vato ma...
28/11/2022

Hoantsika eto Antananarivo
- misy refy, misy zavatra tianao hioharana ve ? Nefa tsy mety vitanao izany
>>>> misy vato manakana anao
- misy tanjona napetrakao ve ? dia isaky ny akaiky ho tonga eo ianao dia misy olana tsy hainao hialĂ na zary sakana hoan'ny tanjona indray
>>>> misy vato manakana anao

Salamo 65 : 4b" Te-ho voky ny zava-tsoa ao amin'ny tranonao izahay dia ny zava-masina ao amin'ny tempolinao".
15/09/2021

Salamo 65 : 4b
" Te-ho voky ny zava-tsoa ao amin'ny tranonao izahay dia ny zava-masina ao amin'ny tempolinao".

•Tonga indray ity ny fotoana hihaonantsika amin'ny Tompo,  Ilay mpanangana fiainana,  Ilay mpiantoka ny ho avy • Koa ami...
26/08/2021

•Tonga indray ity ny fotoana hihaonantsika amin'ny Tompo, Ilay mpanangana fiainana, Ilay mpiantoka ny ho avy
• Koa amin'ny Alahady 29 Aogositra ho avy izao ary ny fotoanantsika
• Toerana : Ampefiloha Ambodirano à 200m miala ny fokontany

" MiderĂ  an'i Jehovah fa tsara Izy,  fa mandrakizay ny famindram-pony" Koa manasa antsika rehetra aryNy toerana dia ety ...
13/08/2021

" MiderĂ  an'i Jehovah fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindram-pony"

Koa manasa antsika rehetra ary
Ny toerana dia ety Ampefiloha Ambodirano ( LOT IVZ 64 )

Famindram-po daholo,  fotoam-pahasoavana hiarahantsika ity ka aza manaiky ho diso anjara
10/04/2021

Famindram-po daholo, fotoam-pahasoavana hiarahantsika ity ka aza manaiky ho diso anjara

10/01/2021

Address

Ampefiloha Ambodirano
Antananarivo

Telephone

+261332153996

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fimifa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share