It has a vision to see Malagasy children from destitute families restored and with hope for a brighter future. How do we work?
• We provide a safe environment
• We feed children two meals a week and in the future daily
• We teach children basic hygiene and health care
• We provide schooling and tutoring
• We run Bible clubs
• We offer play and recreational activities
• We visit and care for families in their homes
• We support the parents with training
• We explore livelihood projects for families to become self-sufficient
Ahoana no fomba fiasanay?
• Mampisy tontolo misy fiarovana
• Mampisakafo ny ankizy isan’andro
• Mampianatra ny ankizy momba ny fahadiovana sy ny fahasalamana
• Miantoka ny fianaran’ny ankizy sy fanaraha-maso ny fianarany
• Mampanao “club d’enfants” ho an’ny ankizy
• Mampilalao sy mampiala voly ny ankizy
• Mitsidika sy miahy ny fianakaviany any an-tokantrano
• Manohana ny ray aman-dreny amin’ny alalan’ny fampiofanana
• Mikaroka tetik’asa miaraka amin’ny fianakaviana momba ny asa fivelomana mba hahatonga azy ireo hahaleotena
Inona no tanjona tianay ho tratrarina?
• Miroborobo amin'ny lafiny rehetra amin'ny fiainana ny ankizy - salama ara-batana, ara-pihetseham-po ary ara-panahy
• Mahavita ny fianarany ny ankizy ary mahatratra ny tanjony amin'ny fiainana
• Ho lasa olon-dehibe tompon’andraikitra sy manorina ankohonana salama izy ireo
• Hitombo isa ny Fianakaviana salama izay mitaiza zanaka salama
What do we want to achieve?
• Children thrive in every area of life – healthy physically, emotionally, and spiritually
• Children complete their education and achieve their goals in life
• Children who become responsible adults and build strong families
• Increasingly healthy families that raise healthy children