Reveil Biblique

Reveil Biblique vérités bibliques

Noho izany, aza mitsara olona alohan'ny fotoana, dia mandra-piavin'ny Tompo: Izy no hampiharihary ireo zavatra afenina a...
23/08/2026

Noho izany, aza mitsara olona alohan'ny fotoana, dia mandra-piavin'ny Tompo: Izy no hampiharihary ireo zavatra afenina anatin'ny maizina sy hampiseho ireo hevitry ny fon'ny olombelona. Ka amin'izay dia samy homen'Andriamanitra ny dera tandrify azy avy ny tsirairay.

22/08/2026

SABATA MARAINA 22 08 26

PARTIE II

22/08/2026

SABATA HARIVA 22 08 26

22/08/2026

SABATA MARAINA 22 08 2026

Hitanareo ary fa nahazo ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra ny olona, noho ny asa fa tsy noho ny finoana fotsiny ihan...
21/08/2026

Hitanareo ary fa nahazo ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra ny olona, noho ny asa fa tsy noho ny finoana fotsiny ihany.

Ny fahendrena amam-pahalalana manko dia ny fanajana an'Andriamanitra; ary ny zavatra mahafinaritra Azy dia ny toetra mah...
20/08/2026

Ny fahendrena amam-pahalalana manko dia ny fanajana an'Andriamanitra; ary ny zavatra mahafinaritra Azy dia ny toetra mahatoky sy ny halemem-panahy.

Ny fiderana no sorona anomezam-boninahitra Ahy; ary izay mahitsy fitondrantena no hanehoako ny famonjeko.
19/08/2026

Ny fiderana no sorona anomezam-boninahitra Ahy; ary izay mahitsy fitondrantena no hanehoako ny famonjeko.

19/08/2026

RE-POST FAMPIANARANA SABATA HARIVA 15 08 2026

---

Fampianarana Sabata faha telo (15/08/2026) hariva à Androndra.

Thème : Maro religions eto an-tany, eny ny fivavahana atao hoe Abrahamiste ( Judaïsme, kristiana, silamo) aza dia mbola misy telo samy hafa miampy ireo religions maro be ety amin'izao tontolo izao, fa ny fivavahana Kristiana tena marina ihany no religion manova ny "identité" ary mamerina ilay image de Dieu very hatrany amboalohany.

Mikely aina ny devoly manakana ny olona tsy hino ny filazantsaran'ny voninahitra satria "image de Dieu" io.

Tsy olana amin'ny devoly ny olona manaraka religions fa miady aminy ny olona raha vao tena mino ny filazantsaran'ny voninahitra.

Asan'ny Apostoly 17:24-26
Jaona 7:53-54
2 Korintiana 4:4-5
Hebreo 9:13-14
2 Samoela 21:16-18
Deotornomia 3:10-11

NB : "Sin", andriamanita lune teo amin'ny Akadiana, raha Nanna kosa izy amin'ny teny Sumérien.

Sinay ( tendrombohitra) dia azo heverina fa avy amin'ny teny Akadiana hoe "sin" io, izay midika hoe "volana".

19/08/2026

Ré-poste,

Culte Sabata faha telo (15/08/2026) maraina à Androndra.

Lecture biblique : Mpitoriteny 12

Toriteny : marary isika satria ara-boanjanahary izany fa raha tsy tia mihaino anatra avy amin'ny olona hendry nefa mana-pahalalana isika dia miampy jaly sy rikoriko hafa ireo aretina ireo.

Marary ny fanahy, saina,vatana ka mihainoa hanatra mba tsy haratra ny efa aretina misy.

Fantaro hoe ny hendry dia misoroka ny olana, ny mahay dia mahavaha olana, ary ny hendry sady manam-pahalalana dia mahasalama tsara ny vatana,saina,fanahy raha manaraka sy mino hanatra ataony isika.

Mpitoriteny 12:11-12
Jaona 21:18
3 Jaona 1 :2
Isaia 58:13
Ohabolana 17:28

Vaky siny = marary marary voa
Kofehy = AVC

Ry vahoaka rehetra, mitehafa tanana sy manaova hobim-pifaliana ho an'Andriamanitra;
18/08/2026

Ry vahoaka rehetra, mitehafa tanana sy manaova hobim-pifaliana ho an'Andriamanitra;

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341118170

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Reveil Biblique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Reveil Biblique:

Shortcuts

Share

Category