FJKM Anosisoa Fitiavana Evènement

FJKM Anosisoa Fitiavana Evènement Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FJKM Anosisoa Fitiavana Evènement, Church, Anosisoa, Antananarivo.
(1)

28/04/2026

VOKA-DEHIBE 2026, Alahady 03 Mey 2026
FJKM Anosisoa Fitiavana

14/12/2025

Alahady natokana ho an'i Rasolofo. Alahady ny mpamelona Lakolosy

Manasa antsika rehetra ny Antoko Mpihira Ny Aleloia ô.
13/12/2025

Manasa antsika rehetra ny Antoko Mpihira Ny Aleloia ô.

«Tsarovy ny mpitondra anareo, izay efa nitory ny tenin'Andriamanitra taminareo ; ... araho ny finoany »Hebreo 13 : 7Alah...
30/11/2023

«Tsarovy ny mpitondra anareo, izay efa nitory ny tenin'Andriamanitra taminareo ; ... araho ny finoany »
Hebreo 13 : 7
Alahadin'ny Mpitandrina Lanto Rabenandrasana mianakavy
Alahady 03 desambra 2023
@ 8ora sy sasany

Manasa antsika rehetra izahay o
12/11/2023

Manasa antsika rehetra izahay o

Manasa antsika izahay FMK o. Tantara Masina amin'ny Teny Malagasy
31/10/2023

Manasa antsika izahay FMK o. Tantara Masina amin'ny Teny Malagasy

27/05/2023

Ny Komity fankalàzana ny 120 Taona ny STK Fjkm Anosisoa Fitiavana dia manolotra ho anao "FIDERANA MANDRAVA SAKANA" hiarahana amin'ny GASY TSARA MIDERA hotron'ny Ny Aleloia Stk Anosisoa ny Sabotsy 03 Jona 2023 @ 02ora ao @ CC ESCA Antanimena.

Billet : 5 000ar / Invitation : 20 000ar / VIP : 30 000ar

Vente de Billet :

Victoria plaza B01(Antanimena)
Galerie Mialy Stony 01 (Behoririka)
Bel'mode (Talatamaty)
Fjkm anosisoa fitiavana (Komity 120e)

Infoline
034 80 751 05 / 033 11 380 21
Manasa antsika rehetra izahay.

Church

Address

Anosisoa
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Anosisoa Fitiavana Evènement posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category