FJKM Kristy Fehizoro Ambatolampy Tsimahafotsy

FJKM Kristy Fehizoro Ambatolampy Tsimahafotsy SPIA19

Miarahaba antsika rehetra amin'ny Anaran'i Jesoa Kristy! Ho fankalazana ny P***a 2026 dia manasa antsika rehetra kristia...
03/04/2026

Miarahaba antsika rehetra amin'ny Anaran'i Jesoa Kristy!

Ho fankalazana ny P***a 2026 dia manasa antsika rehetra kristiana sy zanakampielezana rehetra eto amin'ny FJKM Kristy Fehizoro Ambatolampy Tsimahafotsy hiara-hankalaza an'Andriamanitra.
Ny fidirana dia amin'ny 8 ORA MARAINA, ary amin'ny 6 ora maraina kosa no manomboka ny fandraisam-bokatra.

"Mpandresy ny Tompo" ✞

Address

Lambodraina, Ambatolampy Tsimahafotsy
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Kristy Fehizoro Ambatolampy Tsimahafotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share