26/08/2026
"👮♂️😇⚜️Mihomana, manjary, mahatsangy
Dia dingana izay tena tsy fisangy
Ho mpialoha lalana amin'izay
Joany Batista no arahinay⚜️😇👮♂️"
⚜️➡️ary elah, inona no dingana efa vitan'ialahy tao amin'ny mpamakilay, ary inona no nataon'ialahy nahazoana azy? com's ar hoe😊
⚜️✅🙏Manentana an'ialahy isany mba hanohy hatramin’ny farany, raha mbola ao anatin’ny sampana mpamakilay ialahy isany. Ny fahavitan’ny dingana rehetra dia ho voninahitra sy fahatsiarovana tsy ho lany andro amin’ny fiainan’ny maha Antily. 🌿🔥