FKTLM Ity pejy ity dia sehatra natao ifampizarana vaovao mahakasika ny FKTLM (Firaisan'ny Kristiana Tanora Loterana Malagasy)

« Koa mahereza sy mahatanjaha tsara ianao. »Josoa 1:7aIsaorana Jesosy fa tontonsa soa aman tsara ny fiderana niarahana t...
08/06/2026

« Koa mahereza sy mahatanjaha tsara ianao. »Josoa 1:7a

Isaorana Jesosy fa tontonsa soa aman tsara ny fiderana niarahana tamin’ ny TANORA MASINA ITAOSY izay nokarakarain ny FKTLM teny amin’ny FLM Mahitsy Fahazavana.
Mankasitraka indrindra antsika niaraka tamin’ ny asa sy nandrindra izany,niombom pifaliana tamin ny fanatrehanareo maro be,
Nahazo vola ho enti manomboka ny asa fanarenana ny ivon toerana ny FKTLM fa Mankasitraka indrindra.
Mirary fitahiana feno ho an’ ny tsirairay avy Amin’i Jesosy tompoko.

Hanagana ny Efa rava ela ny FKTLM ka miangavy tolo-tanana avy aminao.Andao hiara-midera an’Andriamanitra sy hanome vola ...
01/06/2026

Hanagana ny Efa rava ela ny FKTLM ka miangavy tolo-tanana avy aminao.
Andao hiara-midera an’Andriamanitra sy hanome vola amin’ny Alahady 7 Jona 2026 izao any amin’ny FLM Mahitsy Fahazavana Antananarivo.
Ny vola azo dia entina manarina ny Ivon-toerana eny Sabotsy Namehana Ambodivondava.
Tahian i Jesosy daholo
« Koa mahereza sy matanjaha tsara ianao »Josoa 1:7a

Address

Lot C 05 E Ambodivondava Sabotsy Namehana
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FKTLM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share