28/03/2024
- Ho fifankahalalana misimisy kokoa amin'ny ray aman-dreny mpitandrina mianakavy,
- Fampahantarana ny antom-pisian'ireo Sampana, Rantsana, Vaomiera, Fikambanana, Komity misy eto amin'ny fiangonantsika,
- Ho fanamafisam-pifankatiavana sy fihavanana...