29/08/2026
+++FDL AMBOHITSABO+++
Anisany sary nahafaly fo ity ❤️
Nihaonana tao amin'ny FLM AMBOHITSABO TOLIARA Ny TONIA NATIONALY FDL ankehitriny sy ny TONIA NATIONALY FDL teo aloha (MPIANDRY RESTA ) ny Alahady TAMPON'NY ZAIKA KELY FDL SPFT 2026
Fihaonana mamy feno firaisankina sy fiaraha mientana ho fampandrosoana ny FIKAMBANANA hatrany .
Nilaza ny TONIA NATIONALY FDL ankehitriny fa tena anisan'ny Raiamandreny nahavita bé ity Raiamandreny ity Ary ankasitrahana ireo soa vitany rehetra tamin'ny FDL hatramin'izao.
Nanamafy hatrany ity farany fa tsy nisy fifaninana tamin'izy mianaka fa tso-drano sy firariantsoa sy anatra mahasoa maro no azony avy amin'ity Raiamanadreny raha hanomboka nandray ny ANDRAIKITRA TONIA NATIONALY izy .
Fihetsika Mendrika alaintahaka 🙏
Ka dia manao mahavelo bevata anareo BABANAY nanome lesona bevata Zay ho anay FDL 🙏🙏
( De: FDL AMBOHITSABO - SPFT)