Manatòna an'i Kristy - Madagasikara

Manatòna an'i Kristy - Madagasikara Tongasoa amin'ity Pejy ity ! Ny Fiangonan'i Jesoa Kristy ho An'ny Olomasin'ny Andro Farany

29/11/2025

Ny tetiaram-pianakaviana no fomba tsara indrindra hianarana momba ny razambenao. Avia mianara bebe kokoa miaraka aminay na miaraka amin'ny mpikambana ao am-piangonana.

Vonona ve ianao ny hanomboka ity fanamby fampatanjahana ny traikefa ny fianakaviana mba ho fanampiana amin'ny fanangonan...
22/11/2025

Vonona ve ianao ny hanomboka ity fanamby fampatanjahana ny traikefa ny fianakaviana mba ho fanampiana amin'ny fanangonana ny Israely amin'ny lafin'ny roa ny voaly? Raha tia mianatra momba ny tetiaram-pianakavianaianao dia afaka miresaka aminay misionera.

27/06/2025

Asaina ianareo rehetra ary tonga soa ato amin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany. Antsoina hoe Ny fiangonan'ny Fifaliana izy io, ilay fiangonan'ny fahafenoan'ny filazantsara ary hany fiangonana izay hahatonga anao sy isika ho iray ao amin'i Kristy.

Tadiavo ny fiangonana eo akaikinao ary atero izany. Raha sahirana amin'ny fahatongavanao ianao dia afaka manatona anao izahay hitondra anao any am-piangonana mba hahafahantsika miara-miangona sy mitsaoka an'i Jesosy Kristy Mpamonjy antsika, ilay Zanaka Lahitokan'Andriamanitra.


'nytany

28/05/2025

Nahoana ny misiônera no manao asa fitoriana amin’ny fotoana feno?.
Ny asa fanompoana misiônera dia ahitana ny fanoloran-tena amin’ny fampielezana ny filazantsara naverina amin’ny laoniny amin’ny firenena tsirairay amin’ny fitenin-drazany izay ahafahan’ny hafa mahafantatra fa i Jesoa no Kristy ilay zanaka lahitokan’ny Ray any An-danitra.
EZEKIELA 34: 11
Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, Izaho, eny, Izaho no hiahy ny ondriko sy handinidinika azy.
Ny tanjonay dia ny hitady ireo ondry very, ary hitondra azy ireo ao amin’ny valan’Andriamanitra, izay ahitana ny fahafenoan’ny filazantsara.
-eto Madagasikara.
Raha mbola mitady misionera dia alefa message hoanay de izahay afaka manampinao handray le hafatranay.

Ny Ray any an-danitra sy i Jesoa Kristy Zanany dia ho eo foana ho anao na inona na inona toe-javatra misy anao. Mba hano...
10/05/2025

Ny Ray any an-danitra sy i Jesoa Kristy Zanany dia ho eo foana ho anao na inona na inona toe-javatra misy anao. Mba hanohana anao sy hahafantatra ny lanjanao.

❤️‍🩹🇲🇬!!

10/05/2025

Mbola mitady Fitiavanan'Andriamanitra ve?
Afaka mianatra miaraka misionera momba ny Fitiavanan'Andriamanitra.
.

21/03/2025

Tadidio fa manana ❤️Mpamonjy❤️ tena Tia
Anao Ianao







:No copyright infringement is intended

14/03/2025

Salama eeh ❤️!!
Ny vavaka no fomba voalohany hifandraisantsika amin'Andriamanitra ary ny famakiana soratra masina no anisany fomba hahenointsika ny feony. Aza adino ny manokana fotoana mba hanaovana ireo zavatra roa ireo isanandro, mampanantena anao izahay fa tena mihaino anao Andriamanitra ary tena tiany ianao❣️









:No copyright infringement is intended

07/03/2025

Salama eeh ❤️
Zava-dehibe ny mivavaka 🙏sy mandalina ny soratra masina 📖matetika, izay ataonao manokana sy miaraka amin’ny fianakavianao (raha azo atao). Rehefa manao izany ianao dia hahatsapa ny Fanahy😇 sy hahita fitarihana 🫴eo amin’ny fiainanao andavanandro






:No copyright infringement is intended

01/03/2025

Salama eeh ❤️
Ny Ray any An-danitra dia te-hitahy bebe kokoa ny fiainantsika. Ary tiany isika ho sambatra eto amin'izao fiainana izao satria ❤️ "ZANANY ISIKA ary SAROBIDY EO IMASONY" ❤️
Manasa anao ny Ray any An-danitra mba hanantona bebe kokoa Azy hatrany.






:No copyright infringement is intended

Address

Andrainarivo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manatòna an'i Kristy - Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share