FMS Fiombonan’ireo
Mpanompon’Andriamanitra
eto Soavimasoandro

28/05/2026

Fotoana nahafinaritra Omaly niaraka tamin'ny Pasteur sy Mpiandraikitra

20/06/2025

🤲Miombona ao amin'i Kristy🥰
Fotoana iray izay hivavahantsika ho an'ny tanàna,
💖hifanehoantsika fitiavana,
💖hiderantsika an'Andriamanitra ary hitoriantsika ny Filazantsaran'i Kristy
📅Zoma 27, Asabotsy 28 Jona 🕟4ora30
📌 Kianjan'ny Fiderana (Ex Terrain Bekisoa)
Tongava maro fa Tia Anao Jesosy

🤲Miombona ao amin'i Kristy🥰 Fotoana iray izay hivavahantsika ho an'ny tanàna,💖hifanehoantsika fitiavana,💖hiderantsika an...
20/06/2025

🤲Miombona ao amin'i Kristy🥰
Fotoana iray izay hivavahantsika ho an'ny tanàna,
💖hifanehoantsika fitiavana,
💖hiderantsika an'Atra Ary hitoriantsika ny filazantsaran'i Kristy
📅Zoma 27, Asabotsy 28 Jona
🕟4ora30
📌 Kianjan'ny Fiderana (Ex Bekisoa)
Tongava maro fa Tia Anao Jesosy

09/04/2025

..Dia toy izany koa isika, na dia maro aza, dia tena iray ihany ao amin'i Kristy, ary samy momba ny tena isika rehetra. Rom 12:5

J-J Tonga ary Ilay fotoana. Rariva ny fotoana antsika 🥰
13/11/2024

J-J Tonga ary Ilay fotoana.
Rariva ny fotoana antsika 🥰

01/01/2024
Miara ory amin'ny Fianakavian'i loholona lalaina avy ao amin'ny Fiangonana Adventiste ny FMS.Mirary fihononana feno hoan...
15/12/2023

Miara ory amin'ny Fianakavian'i loholona lalaina avy ao amin'ny Fiangonana Adventiste ny FMS.
Mirary fihononana feno hoan'ny Fianakaviana sy ny Fiangonana Adventiste.
Amin'ny 10h ny famoahana ny razana ao amin'ny Fiangonana Adventiste .

Croisade CEG Soavimasoandro
02/12/2023

Croisade CEG Soavimasoandro

Address

Soavimasoandro
Antananarivo
101

Telephone

+261343593900

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FMS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FMS:

Share