25/08/2026
๐ Andro farany izao! ๐
๐ Efa ho avy, hiverina Jesosy! ๐
๐ Efa betsaka ny famantarana lazain'ny Baiboly efa niseho sy miseho. ๐
๐ Ratsy sady miharatsy ary hiharatsy hatrany izao fiainana izao. ๐
๐ฉ Mitandrema fa tsy vitsy ireo misandoka sy misora-tena fa Jesosy nefa tsy Izy. โ ๏ธ Amboadia mitafy hodi-janak'ondry. ๐ฅ
๐ฉ Mitandrema koa, fa maro koa ny fampianaran-diso mamariparitra ny andro sy ny daty hiavian'i Jesosy. โ ๏ธ Efa voasoratra mazava fa tsy misy mahalala an'izany (mba tsy hanara-dia an'i Jesosy amin'ny fihatsarambelatsihy isika fa tena am-pitiavana ka hiambina amin-kafanam-po). ๐ฅ
๐ Toro-hevitra mahasoa anao:
โก๏ธ Aoka ho feno vavaka sy hiray tsara amin'i Jesosy. ๐
โก๏ธ Mazotoa mandinika ny Baiboly eo ambany fitarihan'ny Fanahy Masina. ๐
Mikarakara fanahy fa hihaona amin'i Jesosy ๐บ