03/01/2026
"Misaora an'i Jehovah ry fanahiko , ary izay rehetra ato anatiko misaora ny anarany Masina "
Misaotran'Andriamanitra fa mbola afaka manohy n'y fanazaratena foot amin'ity 2026 ity ๐ Fahasoavana izany . ๐
Anio sabotsy voalohany volana Janoary .
Ho Voninahitr'Andriamanitra irery ihany ๐โจ