EkaR MD MARKA Manakambahiny

EkaR MD  MARKA Manakambahiny Fiangonana

09/05/2026
20/12/2022

VAKIO KA ZARAO FANAFODY MANASITRANA NY ARETIN'NY AMIN'NY FOMBA TSOTRA ARY NATORALY.

Anisan'ny fikorotanana amin'ny aretin'ny prostate, ny tsy fahafahana mipipy dia iray amin'ireo antony manelingelina indrindra.
Matetika ny dokotera dia mampiasa "sonde urinaire" mba hamoahana izany.
Androany izao dia hahita zava-miafina mahery mahomby haingam-piasa izay fampiasan'ny ntaolo taloha elabe tany mba hanafoanana ny aretin'ny olona miatrika io olana io.
Tsotra ny fomba fanamboarana izany ary tena mahomby tsy manampaharoa.


Ny ravina papay izay nanary ny tenany ary latsaka tamin'ny tany irery.
NB: Aza maka ny ravina papay izay mbola eny ambony ianao fa izay efa latsaka ho azy ety amin'ny tany no tsiponina: Satria tsy mandaitra izany!


Ho an'ny ravina papay maina (Sary fanehoana fotsiny le ravina maintso) antonony 10 isa. Sasao izany. Ataovy ao anaty vilany izy ireo ary arotsaka amin'izay ny rano madio 03 litatra.
Ampangotrahina mandritry ny 10 minitra. Avelao hangatsiaka.


Ampisotroina iray vera ny marary amin'ny maraina, misotro iray vera amin'ny mitataovovonana ary misotro iray vera ny hariva.


Hipipy izy ao anatin'ny ora manaraka na afaka fotoana fohy ao anatin'ny 48 ora arakaraka ny hamafin'ny aretina.
Raha ilaina ny fampitomboana ny fatra arakaraka ny fihombon'ny aretina nefa aza mihoatra ny 6 vera isan'andro
Mirary fanasitranana tsara ary hahazo fitahiana be dia be.

Ny faobe misy anao ato ity toro-hevitra ara-pahasalamana ity dia feno fitiavana fanetren-tena lehibe indrindra ary mety hahavonjy aina maro dia maro.

11/10/2022

Miantso antsika komitin fanitarana hanentana ny Kristiana isamparitra mba ho Tonga eny Anosy hanao chargement Briky ny Asabotsy 22 octobre 2022maraina.Manantena ny fahatongavantsika maro.(hombantsika mandrakariva ny TOMPO)

Address

Manakambahiny
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EkaR MD MARKA Manakambahiny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share