SDA Ambohitraivo Ambohimalaza

SDA Ambohitraivo Ambohimalaza L'Eglise Adventiste du 7ème Jour Ambohitraivo Ambohimalaza Antananarivo Madagascar est en cours de construction.

Sabata 14/03/2026 izao mandritra ny 10 minitra ho an'ny Fanabeazana dia hiresaka momba ny IA (Intelligence artificielle)...
11/03/2026

Sabata 14/03/2026 izao mandritra ny 10 minitra ho an'ny Fanabeazana dia hiresaka momba ny IA (Intelligence artificielle) isika ao amin'ny Fiangonana Advantista Ambohitraivo Ambohimalaza (Distrika Ambohimangakely)

28/02/2026

Groupe Jacqueline

14/06/2025
Miarahaba ny reny rehetra!
25/05/2025

Miarahaba ny reny rehetra!

      eto Fiangonana Advantista Ambohitraivo Andro faha4 sahadyFeno ny dabilioLiana ny mpanatrikaDeraina ny Tompo!HO AVY...
21/05/2025

eto Fiangonana Advantista Ambohitraivo
Andro faha4 sahady
Feno ny dabilio
Liana ny mpanatrika
Deraina ny Tompo!
HO AVY INDRAY (tsy ho ela) KRISTY!

      Fiangonana Advantista Ambohitraivo AMBOHITRAIVO AMBOHIMALAZA
18/05/2025

Fiangonana Advantista Ambohitraivo
AMBOHITRAIVO AMBOHIMALAZA

    Efa manomboka ny fotoanan'ny nkie'zy ato amin'ny Fiangonana Advantista Ambohitraivo KAOFERANSA HO AVY INDRAY KRISTY!...
18/05/2025


Efa manomboka ny fotoanan'ny nkie'zy ato amin'ny Fiangonana Advantista Ambohitraivo
KAOFERANSA HO AVY INDRAY KRISTY!
AMBOHITRAIVO AMBOHIMALAZA

Mandeha am-pinoana! 👍🎉♥️🎇🪔🇲🇬Journée des Aventuriers
17/05/2025

Mandeha am-pinoana! 👍🎉♥️🎇🪔🇲🇬

Journée des Aventuriers

Famelabelarana ara-tsoratra masina lehibeHO AVY INDRAY JESOSY18-31 MAI 202517h30 ho an'ny ankizy18h00 ho an'ny lehibeToe...
11/05/2025

Famelabelarana ara-tsoratra masina lehibe

HO AVY INDRAY JESOSY

18-31 MAI 2025
17h30 ho an'ny ankizy
18h00 ho an'ny lehibe

Toerana : Fiangonana Advantista Ambohitraivo Ambohimalaza

https://maps.app.goo.gl/NTgKXTSmGJqV3W3Z9

Tsy misy vidim-pidirana

Omaly 26 avrily 2025 no fotoana nosafidiana mba hampiakarana ny  Fiangonana Advantista Ambohitraivo  ho amin'ny satan'ny...
27/04/2025

Omaly 26 avrily 2025 no fotoana nosafidiana mba hampiakarana ny Fiangonana Advantista Ambohitraivo ho amin'ny satan'ny fiangonana voalamina.
Isaorana Andriamanitra noho ny fahatanterahan'ny fotoana rehetra.
Isaorana ny F.M.C tamin'ny fanapahan-kevitra hampiakatra ny fiangonana ho eo amin'ny satan'ny renim-piangonana ary tamin'ny fanatanterahana izany tamin'ny alalan'ny solotenan'ny mpitantan-draharaha.
Isaorana ny distrika Diamanga(Ambohimangakely), izay nanotrona tamin'ny alalan'ireo mpitantana ny Distrika sy ireo solontena isam-piangonana
Isaorana ireo nasaina rehetra miatomboka amin'ireo solotenan'ny fanjakana hatramin'ireo havana aman-tsakaiza rehetra
Isaorana ireo tarika nanotrona ny antokom-pihira nandritra ny antsam-panahy ny hariva, dia Balsama, Vonivato, Namindrana Fo ary Rohama.
Ny masoandro mody moa no nampalahelo.
Hitahy antsika rehetra Andriamanitra!

Amin'ny 2 ora manomboka ny Antsan-kira.Tongava daholoMisy Balsama dia misy Vonivato
21/12/2024

Amin'ny 2 ora manomboka ny Antsan-kira.
Tongava daholo
Misy Balsama dia misy Vonivato

Address

Antananarivo
103

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SDA Ambohitraivo Ambohimalaza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to SDA Ambohitraivo Ambohimalaza:

Share